image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Efa teto ihany ity fa averiko indray. HAndeha hitsena olona teny Ivato za, somary efa tara vao afaka niala taty @ ville dia nandeha mafimafy satria ora iray alohan'ny ahatongavan'ny fiaramanidina vao niala. Nisy embouteillage be teny @ route digue, namono motera mihitsy t@ izay. Za @ io miasa saina be hoe ahoana no hatao raha tsy tratrako ilay fotoana, za mahalala ny anaran'ilay olona fa ilay olona halaina tsy mahalala ana akory. Eo am-panarahana embouteillage eo za no nifanenna tamina razoky manosika bisikileta (vaky pneu), dia nanontaniako lery:"fa misy inona ao aloha ao remose ? Dia namaly lery " misy embouteillage". Saika ompa variraraka no nomeko an'lery


Le milahatra bus na zay filaharana rehetra, de misy manotany oe ianao ve no farany, de valiana oe ianao no farany satria ianao no vao tonga


Efa teto ihany ity fa averiko indray. HAndeha hitsena olona teny Ivato za, somary efa tara vao afaka niala taty @ ville dia nandeha mafimafy satria ora iray alohan'ny ahatongavan'ny fiaramanidina vao niala. Nisy embouteillage be teny @ route digue, namono motera mihitsy t@ izay. Za @ io miasa saina be hoe ahoana no hatao raha tsy tratrako ilay fotoana, za mahalala ny anaran'ilay olona fa ilay olona halaina tsy mahalala ana akory. Eo am-panarahana embouteillage eo za no nifanenna tamina razoky manosika bisikileta (vaky pneu), dia nanontaniako lery:"fa misy inona ao aloha ao remose ? Dia namaly lery " misy embouteillage". Saika ompa variraraka no nomeko an'lery


ao ambony rihana ny zandriko, asa izay ataony na mijery tv na mianatra. dé niantso aho hoe "manao inona ianao ô" dé ozizy namaly oé "manidy varavarana fa miditra ny moka".kiiiii


A:Inona kay ny ao amin'ny télé ao zao?B:Sary


ZAZA; mama oh a, mama oh a, mama oh a? MAMA(mbola miresaka):ahoana? ZAZA:hooooooooooo adinoko ilay saika noteneniko teo!


  • misy vary gratos zaraina atsy ambadika atsy.- d otrinona ny kilao ?mananiany sa tena tsy fantatra ny dika'ny gratos

aiza le an(zvtr,ane) teo ,, ah ah tsis apondre teo ka,


iza ndray izany mangetotra izany?Tsy izaho ho a zany.Ianao mihitsy zany e!Orofy ary ny v..ko raha maimbo akory.


dé mba trerika tokoa ty ddb nareo zany an