image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Efa teto ihany ity fa averiko indray. HAndeha hitsena olona teny Ivato za, somary efa tara vao afaka niala taty @ ville dia nandeha mafimafy satria ora iray alohan'ny ahatongavan'ny fiaramanidina vao niala. Nisy embouteillage be teny @ route digue, namono motera mihitsy t@ izay. Za @ io miasa saina be hoe ahoana no hatao raha tsy tratrako ilay fotoana, za mahalala ny anaran'ilay olona fa ilay olona halaina tsy mahalala ana akory. Eo am-panarahana embouteillage eo za no nifanenna tamina razoky manosika bisikileta (vaky pneu), dia nanontaniako lery:"fa misy inona ao aloha ao remose ? Dia namaly lery " misy embouteillage". Saika ompa variraraka no nomeko an'lery


-atao photocopie couleur ve?-a a a ataovy noirs et blancs, (fa angaha tsy noir fotsiny?)-fa io lalana io ve fiakarana sa fidiana e? :-? :-?


  • Andao fa maika e!- Mbola mitady ny soutien-ko za e!- fa maninona anefa zao raha tsy manao soutien ianao, tratra kely tsy hita io akory?- Koa maninona koa ianao raha tsy manao silipo? samy kely ihany...