miarahaba antsika rhtra!mba mila fanampiana avy amtsika,mitady mopera na toerana fanaovana delivrance sao mba misy afaka manoro!misaotra mialoha
miarahaba antsika rhtra!mba mila fanampiana avy amtsika,mitady mopera na toerana fanaovana delivrance sao mba misy afaka manoro!misaotra mialoha
Mandehana ery @ andrefan'ambohijanahary, ao ŕ fiangonana Vahao ny oloko fa ao mandray olona isan'andro, manomboka @ 9 ora.tena manana don @ delivrance ny pasteurs ao. Efa nanaraka delivrance tao zaho ary tena nahatsapa afaka. Tsy voatery hoe : hijanona hivavaka ao anefa ah ! miankina aminao ihany ny safidy.
TE HIALA >>> Raha ny fahitŕko anao dia olona normal ihany ianao fa tsy possédé 'zany, ny olona zogain'ny fanahy ratsy dia tsy manaiky tenany ho afŕhana izany.Raha sendra mahatsapa "fangejŕna" fotsiny ianao dia raiso ny baiboly dia vakio ny "Teny" ao anatin'izay Toko hitanao voalohany, averimbereno ao an-tsainao/ alatsaho ao am-ponao ny Teny voavakinao fa hiposaka aminao ny fahazavŕna.(..."Fa raha ny Zanaka/tenin'ny Mpahary, no manafaka anareo dia ho afaka tokoa ianareo."
fanahy manambady midika hoe fanahy ratsy fa tonga eo aminao manao ny fomban'ny mpivady isak'alina ary matetika vehivavy no tratrany. za efa naita olona tratran'io, vehivavy izy fa tena marary tsy afak'aretina mitsy efa amantaonany maro. ny fanafodiny dia délivrance ihany, tsy misy afats'izay fa na ande ho any amin'ny dada rabe aza ianao tsy mahafaka an'io, ny ran'i Jesosy sy ny teny filazana azy ihany no manafaka an io. aza vazivazina ny fanahy ratsy fa tena misy ary tena manapotika ny fiainana otran'ny tenenin'ny baiboly