image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Aiza izany sekoly izany????Raha tsy ety @ tany mahantra, tsy misy an'izany!Sady maltraitance physique izany no maltraitance morale!Mety tara zao izy io, asa ny lehibe ve tsy mba tara? Maninona raha omena avertissement ny ankizy mba ahafahan'ny RAD-niny mandray fepetra sy ahaizany miezaka miala @ zvt tsy mety nataony?Mba imaginéo raha ianao olon-dehibe io no saziana toy izany? sa ve hoe ankizy dia atao @ zay tiana hanaovana azy? Dia mihevitra ve ny sekoly @ zany fa tena mpanabe???Question éducation sy pédagogique zéro!


Zahay taloha mpianatra tao am CEG Ampefiloha ary mbola nandohalika, nisy fotoana tsy nisy nahazo moyenne ny iray kilasy tamin'ny physique-chimie fa nasain'ilay mpampianatra nandady hatr'ery amin'ilay saina faran'ny tokontany ny vehivavy fa ny lehilahy nahazo daka*******.Otrany souvenir tsara lay izy amin'izao satria nampihezaka.


Fanabeazana no resahana, donc ezahana araka ny azo atao ny hanafenana ny sentiment.Tsara kokoa ny vokatry ny sazy mihatra noho ny sazy mihantona raha misy tokony hahitsy eo @ zaza.Sazy mihatra= mandohalika, dictée 100 fois .... (tsy mitsitsy tsora-kazo)Sazy mihantona= fandrahonana tsy hahazo zavatra na mivoaka, anatra blablabla... (tsora-kazo anaty placard)Vokany any aoriana ho an'ny zaza:Sazy mihatra= esprit hihoitra hahazoana izay mahasoa,valim-babenaSazy mihantona= esprit hihoitra hahazoana izay mahafinaritra, "valy bontana".Ny sazy mihantona no betsaka nampiharina hatr@ nanindrahindrana ny "zon'ny ankizy" izay nandeha ila ihany satria natao anjorom-bala ny "adidin'ny Ray aman-dReny".Nampirimina anaty placard ny tsora-kazo, tsy mahagaga raha mirongatra ny délinquance ankehitriny!! Fivoarana ve? Toetr'andro sy Teknolojia? Non, olana eo @ systčme éducatif (manomboka ao an-tokantrano ka hatrany am-pianarana)!!Raha tato anatin'ny 10 taona fotsiny, karazan-jaza manao ahoana moa no tazantsika eny rehetra eny @ ankapobeny?? A mediter


Amiko de fitaizana diso ireny figidragidrana ankizy ireny, indrindra fa avy amin'olona ankoatra ny Ray aman-dReny....Zay no mbola maha-pempo lava ny zanaka malagasy lava hatram'zao io...ny vokatry ny gidragidra lava no mampitroatra ny ankizy....


Diso>>> Asio fanavahana ny gidragidra (bedy vava, kafara blablabla...) sy ny tsora-kazo direkta!Io gidra lava lazainao io ilay mampirina tsora-kazo!


fika efa old be zany mampandoalika zaza zany ,tsika zao efa leran'i super nanie ,izay no tsy mampandroso ny ankizy malagasy tsy mba manaraka ny fomba fitaizana tandrefana,misy ary mpampiana foza orana @ epp le kely karama reny mbola mikapoka @ rčgle,tena tsy milay


Samy manana ny fahitany azy sy ny heviny fa ny hita aloha dia ireo zaza nobeazina tanatin'ny tsy "old" sy ny compréhension dia na efa lehibe tokony handray andraikitra tandrify azy aza dia tsy hanao mihitsy!! Tsy zarina mandray andraikitra (vitaina ny devoir, sasao ny kilaoty etsetra) ary raha asaina manao aza ka midongy na mamaly dia tatasika kely no atao fa tsy paf paf... satria mila mi-comprendre azy HONO Dia indro zareo ankehitriny fa lasa famille Kanijah, manao roller mifampisarisarika @ betax etsetra.. ahitana karazany avy!! Fitaizana tsy mila compréhension zany ry namana a! mbola tsy any @ EPP sy primaire no hiresahana an'izany fa miala tsiny!


Izaho koa primaire tao @ Square Poincarré fa nisy Meme Charlotte izay grave raha hanongo molotra. Tena mavaivay mihitsy. Mbola nikapoka t@ rčgle vy ilay atambatra daholo ny rantsatanana, fa tena naharary.Amiko aloha tsy solution izany mikapoka na mampanao seza rivotra, mampandohalika zaza izany Raha aty Europe izany dia asa fotsiny. Communication no zava-dehibe ary responsabiliser-na ny ankizy rehefa en âge de raison dia ampy.Ny zanako 12 taona fa mbola tsy nikapoka izany aho. Confiance no napetrako dia ny hoe tsisy mensonge izany ato antrano, fa mandeha aloha hatreto. Efa pré-ado izy izao somary mafy sofina sy kamokamo mianatra fa tenenina moramora fotsiny dia mandaitra aloha hatreto. Izaho indray aloha dia mamerina imbetsaka hoa ndana mandro, ndana miborosy nify fa raha vao mitsangana mitady azy aho, dia efa fantany hoe izay ilay limite, tonga dia mandeha de suite izy. Mitovy hevitre koa izahay mivady ka mora amin'ilay zaza ny mahita repčre sy limite hoe hatraiza. Ny fianarana ihany no tena maha exigeante ahy, fohaziko @ 6 maraina manao révision rehefa misy contrôle commun, nangalako mpampianatra parti*******ier @ matičre tsy manavanana ahy, fa tsy nomeko choix fa hoe izay no izy dia vita.Tsy maniratsira anay izy ary raha vao hafahafa ny ton firesahany amiko dia tonga dia tsenaiko ny hoe je ne suis pas ta copine, dia asaiko mi- reformuler ny phrase-ny @ fomba mendrika, fa mbola tsy ni-rate aloha hatreto.Rehefa entina mivoaka any @ olona izy dia tsy mahamenatra mihitsy fa mipetraka tsara. Tsy mila hanaovana sermon ao anaty fiara fa efa mandeha ho azy. Ato antrano izy mety mi-considérer ny tenany ho prince fa tsy mampaninona ahy, il est bien chez lui non ?


MIARAHABA ANTSIKA REHETRA Ę...izao no hevitro ry zareo a^....tsy hanao lavage de cerveau aho raha hilaza ny hevitro eto...1- aza tonga dia mitsara isika hoe..nampalahelo ilay zaza sns.....marina mihintsy ilay hoe....misy antony tao matoa nasaina nadohalika ilay zaza....izay tsy fantatsika mihintsy...rasha tsy hoe...efa nifampiresaka t@ny responsable isika...Io fitsarana ivelany sy tombana io ary sentimentale io loatra no mampahantra ny gasy...ary miteraka ny fitsaram-bahoka...tomba ivelany tsy misy porofo avokoa matetika no entitsika miady hevitra....dia lasa ratsy laza ny olona iray na ecole sns....Mba manŕna esprit ctritique sy mikaroka ny antony aloha...vao manao conclusion sns...2- Isika samy tsy misy mahafantatra izay tena antony nanasaziana io zaza io...tokony nanadihady aloha ny mpamorona sujet vao nilaza ny heviny....mety misy zavatra gravy tsy fantatsika tao...izay ny mpampianatra ihany no mahafantatra azy...tsy anjarantsika ny mitompo teny fantatra hoe..izao na izao sns....3- misy milaza etysy ambony hoe..FIKA OLD ny mampandoalika sns...ary isika tsy mba nanaraka fanabeazana tandrefana....Mety ho marina izany raha aminao tsy miaina aty amin'ny tany efa mandroso tahaka ahy...izay no fomba fahitanao sy fiheveranao....fa lazaiko anao...miaina aty amin'ny tany mandroso tokoa aho...Betsaka ny zanaka mpihavy aty....ary lazaiko anao....fa ny zanaka mpihavy tompoko..dia mahazo kapoka sy voasazy hanjana avokoa any an-tokatranony...fa hendry lavitra nohon'ny zanaka tompon-tany....lazainao fa nahazo fanabeazana tandrefana...firy ny RaR mi deprime satria manao tsinontsinona RaR sy fianarana...any an-tsekoly...tsy raahrahany ny lazaina fa comrehension sy communication lazainareo....firy no lasa délinquant sy miditra trop tôt any am-ponja..firy ny manao decrochage scolaire...Jereo i France...jereo ny mahazo azy ankehitriny...jereo ny amerikana...jereo ny systčme éducatifn-ny...faran'izay lasa gisitra raha mitaha @ny an-dry zareo nordique sy ny kanadiana4-Ekeko fa tsy mety ny punition corpôrelle cŕd kapoka...raha toa ka mpampianatra kosa no mikapoka...fa raha RaR kosa...amiko droit naturel izany amin'ny maha RaR niteraka azy..ary tsarovy fa isika malagasy..manana ny valeur *******turelle antsika....tsy ny hira ihany akory no atao *******ture..jereo fa lasa firenena anarchique isika ankehitriny satria efa infectéen'ny *******ture tandrefana nentina nanapotehana antsika izay asehoin'ny médias sy film télé.....ireny tsy mirefleter velively ny tena zava-misy iainana aty @ny firenena mandroso...ny firenena tandrefana lazainareo aza...any am-pianarana mbola mampihatra punition sévčre hoan'ny mpianatra rehefa tsy manaraka ny discipline ao an-tsekoly....-fidirana tara, tsy fahavitana devoir, tsy firaharahaina ny lazain'ny mpampianatra, ...sns....ny zanako efa in-telo voaroaka tao am-pianarana nampanantsoina ahy nohon'ny ditrany tsy azo teneniny...Aty am-pita tompoko dia misy tokoa ny punition sévčre hoan'ny mpianatra ...fampiantona tsy mahazo manatrika cours nefa ny examen tsy maintsy atao...fampiakarana azy hanatrika conseil de discipline izay mety hiafara @ny fandroahana azy an-tenantenam-pianarana....io tsy asaina sentiment mihintsy hoe...izao na izao...fa rehefa tsy manaraka ny fepętra dia bye....bye..5- ka raha mbola asaina mandohalika tompoko...tsy grave izany...aleoko mahita azy mandohalika..toy izay ahita azy ho voaroka dia ho lasa petit delinquant...hiditra any am-ponja rahatrizay... ny antsika aza...hiditra any an-tsekoly sady efa tambatambazana sy omena KIT SColaire...mbola tadiavina tsy hanara-dalana sy tsy hosaziana...dia ho lasa pętits sy futurs anarchistes daholo....Jereo ny mahazo antsika ankehitriny ę...rehefa tsy nahafantatra discipline sy fanabeazana henjana dieny mbola kely tomppoko ny olona...dia mazava...fa rehefa lasa mpitondra...dia lasa jiolahy daholo...6- mba ampitahao @ny afrikana sy ny sinoa ange ny gasy ę...aiza no misy azy...ny firenena afrikana sy ny sinoa..mbola mikapoka sy manasazy henjana zanaka na ankizy any an-tsekoly...jereo ny ny fandrosoany sy ny fivoarany ankehitriny.....Isika mety tsy ahita izany ...satria efa dontoin'ny medias tandrefana dia image ratsy foana no hitantsika...fa raha mandeha any aftika fotsiny ianao...jereo ny capitalen-ny..madio no manaraka lalana ny olona rehefa hiampita arabe. sn...jewreo Chine...aiza izy ankeghitriny....ary isika...nanaraka fanabeazana tandrefana nefa jereo...aiza.....sady gisitra no anarchistes iray trano daholo...satria kely dia efa tsy nobezaina na koa nosazina kapoka na tao an-tokatrano na any ivelany...fa trop sentimentale loatra...


Izaho kosa aloha ry zareo, na inona na inona ny filazanareo sy fanamboamboaranareo ny resaka hiaro ny mpampianatra sy surveillant, tena tsy mety amiko raha ampandoalihana ny zanako ka. Lehilahy aho no miteny aminareo fa miaiky aminareo vehivavy sasany ireo aho: manana fon-dreny nefa manaiky hampanoalihana ny zanakareo.Tsy resaka sentiment fotsiny io, fa ny fototry ny maha olona ahy mihintsy no miozongozona raha za no hanaiky hampandoalihana ny zanako zany.