Saika hividy renault SCENIC za. Ny olana dia tsy haiko hoe intéressant ve izireny. Compliqué be ve ny entretien, alafo ve ny entretien sa ahoana?
Misy efa nitaiza azireny ve tato mba hanoro ahy izay tokony ho fantatra alohan'ny handraisana décision azafady? Inona avy no tokony tandremana?