kariaby ,marina tenin'i Mpampianatra io,ny tena marina raha ny fahazahoaka indraindray tsika RAD ef sahirana amin'ny fitadiavana dia tsy manampotoana tsony anarahamaso any le zaza tsy fantatrao tsara tsony zay tena marina any le zaza tsika mety oe eo maso tsika le zaza hendry fa refa tonga any ampanarana izy manaseo ny adalany ,dia alefa any ampianarana le zaza dia ny sekoly no ianteherana amin'ny fanabeazana le zaza,dia tsika raha vao tenenina le ankizy na saziana dia teztra tsika marina fa raha vodoana ny aty marary ny afero,fa aza dia diso matoky loatra le ankizy ko fa ny ankizy amizao tena saina efa lasa lavitra ary vitan'ny ankizy sasany mintsy manambaka RAD.Aza manome tsiny ny ecole.Fa matoa io saziny dia misy antony,ny any ecole tena marina refa ecole rehetra dia resultat no tena tadiavina ary mila mpianatra mahay sy manaraka fitsipikan'ny izy refa tsy mifanaraka le izy dia tsy maintsy ampiarina @ le ankizy ny lalŕna tokony ho sahaza ny ataony.Tsitako oe inona mo no olana raha saziana le ankizy ,ankizy ane io e,ary mpanabe tsy adala raha manasazy azy fitiavana azy zany fa tsy oe akory fanahiana tsy mety ny ataony dia tsy maintsy saziana izy ,efa fantatra zao ve tsy mety dia mbola tolerena iany le zaza dia raha anao zany daolo raikilasy dia aona zany.Misaotra tompoko