image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Aiza izany sekoly izany????Raha tsy ety @ tany mahantra, tsy misy an'izany!Sady maltraitance physique izany no maltraitance morale!Mety tara zao izy io, asa ny lehibe ve tsy mba tara? Maninona raha omena avertissement ny ankizy mba ahafahan'ny RAD-niny mandray fepetra sy ahaizany miezaka miala @ zvt tsy mety nataony?Mba imaginéo raha ianao olon-dehibe io no saziana toy izany? sa ve hoe ankizy dia atao @ zay tiana hanaovana azy? Dia mihevitra ve ny sekoly @ zany fa tena mpanabe???Question éducation sy pédagogique zéro!


Samy manana ny mety aminy io e. Ny ahy aloha ny zanako tsara taiza any an-trano e. Parfait tsy misy fa hita taratra ami'nny fiainan'ny ankizy eny fitaizana azy any an-trano ka izany ve no hikapohan'olon-tsy fantatra ny zanako? Fady anay izany. Anjaran'ny ray aman-dreny ny fitaizana ny zanany fa tsy ankinina aman'olona any, eny na any ampianarana aza.Raha te hanao tsorak'azo aho (saingy tsy izaho izany, betsaka ny methode, samy manana ny mahomby azy azy), tsy olona tsy fantatra any no hikitikitika ny zanako. En plus ity resaka ity tsy misy mahalala isika na iray aza hoe inona no antony. Mba mila fakafakaina koa izany fa tsy tonga dia manaiky hoe tena faizo mihintsy rehefa bla bla bla nefa tsy hainao akory mety ba manana ny rariny ilay zaza. Matoa mbola mibaby kitapo izany, mety hoe tara fidirana izany, mety mbola natsaka, na voahiraka tany an-trano, tsy misy mahalala isika. Manan-jo ny ankizy.


Mpampianatra aho no mpanabe ,fa talohan'ny rotaka 72 dia nampiasainay daholo rehefa fomba fitaizana sy fanabeazana ny ankizy ,indrindra ny sekoly nisy ahy izay lehilahy daholo .Tao aorian 'ny rotaka 72 dia natao ny fanalalahana satria niova ny rafitra sy toe tsaina nanomboka teo .Bilan Ny ankizy rehetra talohan'ny 72 dia tafita daholo ary tena mahate hidera ,fa ny tao aoriana dia indrisy fa nampalahelo ,osaosa no betsaka ary misy aza lasa jiolahy sy misandoka sy misoloky ary ratsy fiafara daholo .


Somary variana ihany ny tena mahita ny ady hevitra eto @ forum, ao ny mbola te hikapoka @ ratsakazo satria fitiavana zanaka izany araka ny fiteny fahiny, ao ny manafangaro ny fanasaziana rehetra ka tsy mahay manavaka intsony ny atao hoe herisetra , na morale io, na physique. Ny zavatra hitambarana dia tsy misy maka traik efa @ fikarohana nataon ny manampahaizana momba ny ankizy, zavatra roa no holazaiko , Voalohany misy karazany be dia be ny fanasaziana , fa mila lanjalanjaina tsara raha vao mahakasika ny vatana, toy ny manasazy tsy hisakafo, mandohalika, mikapoka sns satria herisetra izany , indrindra arakaraky ny olona mampiatra sy ny fomba hampiarana azy... faharoa araka ny fikarohana dia rehefa ho hendry ny ankizy dia hendry , fa misy fepetra maro mahatonga an izay, ary na hidaroka ianao na hanao inona , rehefa haditra io dia maditra, be koa ny fepetra mahatonga an izay... ary miankina @ intelligence an ilay zaza an ilay zaza izany rehetra izany


Sefrera bizutage ve isaky amin'ny alina raha pensionnaire ianareo sa ahoana ??? taloha izany ary !! manandrama ianao mikasi-tanana amin'ny ankizy amin'izao fa andrasan'ny mpianatra an'elakelan-trano ianao dia vaky ny loha . Zava-nitranga izany tery amin'ny sekoly ambony ery , tsy hoteneniko eto ilay sekoly ,fa vaky loha sy mangana ilay mpampianatra . Tsy nikasi-tanana izy fa mpivazavaza sy mpanome sazy tsisy farany fa nanaovan'ny ankizy tamba-be .Fitaizana miainga amin'ny fahasiahana dia fahasiahana koa no avalin'ny ankizy , dia inona ny résultats ??? Ramose niditra hôpital ny ankizy am'polony maro , hogadraina ve sa ahoana ???? efa hahatratra ny isan'ny ankizy 1 kilasy mihintsy ny isany !!! Nony vita ny fanadihadiana dia misy excčs nataon-dramose . Noheveriny angamba fa hoe ireto ankizy tsy mamaly azy ao am-pianarana de hipetraka amin'izao . Tsy manome rariny ireo ankizy mihintsy aho akory , sao hoe izany indray no roritina eto fa ny ankizy ankizy ihany , fa rehefa ireo ny mi-révolte , grave be .Mba jerena koa ny antony tsy mahatomombana ny fitondra-tenany na ny tsy fahavitany ny zavatra takiana aminy ao am-pianarana e. Mba asiana koa ny fifampiresahana direct aminy na ny RAR fa tsy tonga dia miraraka foana ny sazy . Fa ny herisetra aloha dia non , non, non!


ny zanako mianatra @ sekoly katolika (mety le misy ny zanak i BELIEVER satria mitovy ilay discipline @ volo lava, ankizy lahy tsy mahazo manao bermuda fa tsy maintsy pataloha lava, ankizy vavy tsy mahazo mampiseho lohalika, ...) fa vao notantarain'ny zanako t@ alina : rehefa tsy mahay lesona moa sa mandiso de mandohalika eny anoloana de eny no mandika lesona moa sa manao exercice izy zay. efa mitady fotoana hihaonana @ masera sy ilay mpampianatra za io ! raha ditra no hanasaziana ny zanako, dia azoko leferina. fa raha hoe tsy mahay kosa de ataoko an ! raha mahay mantsy ny zanako tsy nalefako tany.


soa fa dia hitan nilay voisin(e) ilay zava nitranga ka nanaparitaka ialy video iny,izany mba ahafahana mampitsahatra ny zavatra zakain ny ankizy mpianatra ao amin io toerana io sy ahafantaran ny RAR ny ankizy mianatra ao fa izany no aftaon ny mpampianatra ao...N inona n inona zava niseho na antony namelapelahan nilay tam fb na ny Antony nampandohalihana ialy zaza tantarain ny tompona sujet dia TSY EKENA NY FIKASIHA TANANA ny mpianatra izany.Misy fomba hafa afaka hanehoana ilay sazy hoampiarina ialy mpianatra fa tsy tahaka izany kosa,afaka renvoyer na izy ka mitondra RAR vao miverina, na mahazo retenu na tsy aiko fa tsy apandohaliahana zany na felahana zany!Ary izay mahita zava mitranga tahaka izany dia tokony tsy hijery fotsiny fa hanao zavatra,raha misy sary moa vao maika tsara ho porofo! Samy mendrika sazy daholo na ilay sekoly (satria mety manapi maso eo anatrehan ny zava nitranga sy tsy nanisy reaction) ary indrindra ilay mampianatra no tena mendrika sazy mafy dia mafy!ny zaza voavonon ny mampianatra ny lava dia terifié tanteraka ary mety ho voadona mhintsy ny sainy ka hisy fiatraikany am fandraisan 'ny sainy ny fampianarana.Ka vao maika hihitsoka ho dondrona izy satria sao voavono sy voalatsaka imason ny rehetra.NON TSY EKENA


Ť Zaza tiana tsy tsitsiana rotsan-kazo ť un proverbe malgache koa honoTsy proverbe malgache zany io fa teny avy ao @ soratra masina io. Ary misy dikany lehibe io, Tsisy afatsy @ tahotra no mahatonga ny olona tsy hihoam-pefy, izay no dikan'io proverbe io. Ilay t@ fb aloha mivoana tanteraka @io principe voalaza io no nataon'ilay nifelaka. Ny fahatahorana an'Andriamanitra no fiandoham-pahendrena. Tsy maintsy manaraka fahatahorana izay vao misy fahendrena, fa ny olona tsy misy tahotra na kely na inona na inona hanjo ny tenany no lasa tonga @reny ditra tsy hotakatry ny saintsika faran'ze gravy be ireny, na lehibe io olona io na zaza.Kestion kely apetraka antsika, maninona no dia miakatr'afo ery isika rehefa misy mikapoka ny zanatsika nefa ny zanak'Andriamanitra impiry kapohan'zao olona tsy hay tsy hay zao, tsy nanao vengeance ny olona akory Izy fa hoe voavela ny helokareo.


eh oui >> ny hamafiny fotsiny no nahasamihafa namoronan'ny vazaha teny 2 niavaka fa milaza tahotra ihany na crainte na peur.Raha te hahita enao, dia manandrama manao fanahiniana mi-contre didifolon'Andriamanitra, fa hohitanao izany horohoro izany no hamerenany anao @ lŕlana mahitsy.Ianao no atao hoe extremiste, raha tena tsy manaiky violence physique ianao dia tokony hitsipaka marindrano ny fisian'ny fitaovam-piadiana mi-existe rehetra, kanefa mino aho fa enao ilay maika ery hiantso polisy sy miaramila rehefa misy jiolahy.Fandanjalanjana ny ahy, ekeko tsara mihitsy ny fitaizana ny zanako MBA HATAHOTRA sao hanao hadalana, na iza izy na iza manabe ny zanako, raha kapoka no havitan'ilay mpanabe izany dia ekeko. Mazava tsara io lazaiko io. Raha kapoka mba hatonga hankato fotsiny dia tsy ekeko.Sokafy tsara ny sainao, fa misy tanjona sy lŕlany ny lazaina sy tenenina, fa tsy hoe be principe fotsiny. Tsy hotakatry ny sainao mihitsy io raha olona borné @ rčglement.


eh oui >>Za nga mandŕ nenao fa hoe nen'iza @ tsika sy enao no tsy ampy raha tsy nenao. Nenao no limité nohon'ny nenah, donc nenao no borné.Manaiky tsara mihitsy aho hoe misy fomba hafa tsy voatery ho kapoka (arakaraky ny circonstance sy condition) fa saingy za manaiky kapoka sy mampitahotra, eny mampihorohoro mafy mihitsy aza hanitsiko izay maditra.Dia nen'iza @tsika sy enao no borné???Mbola afaka ampiako zavatra tsy hotakatry ny sainao velively hoe azonao atao tsara ny tsy mampianatra na manitsy akory ny zanakao na hoarinao aza ny zanakao (ary misy zany) fa noho ny fahadisom-panatenan'io zaza io na ny famitahana ny sainy mihitsy no hanitsina azy hande @ lŕlana mahitsy. Mbola hoazonao ve no tiako ambara manomboka eo?Raha tsy nanaiky Andriamanitra hoe hokapohina ny zanany tahakanao tsy manaiky mihitsy io dia hanahoana ny tany @nao???Tsy safosafo sy tambitmaby ary orokoroka ihany no hatao hoe be fitiavana fa ao koa ny famaizana, fanasaziana, raha mbola miseho be lazao ianao dia ito: mbola fitiavana be tsy takatry ny sainao ihany koa ny "maka ny zanaka ho eo anila" = mamono dia maty no dikan'io.