image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Aiza izany sekoly izany????Raha tsy ety @ tany mahantra, tsy misy an'izany!Sady maltraitance physique izany no maltraitance morale!Mety tara zao izy io, asa ny lehibe ve tsy mba tara? Maninona raha omena avertissement ny ankizy mba ahafahan'ny RAD-niny mandray fepetra sy ahaizany miezaka miala @ zvt tsy mety nataony?Mba imaginéo raha ianao olon-dehibe io no saziana toy izany? sa ve hoe ankizy dia atao @ zay tiana hanaovana azy? Dia mihevitra ve ny sekoly @ zany fa tena mpanabe???Question éducation sy pédagogique zéro!


Misy fotoana ilaina ny punition corporelle fa natao hahatsapan'ilay zaza hoe nihoatra ny fefy izy fa tsy hoe ianao lehibe sy RAR na mpampianatra de matanjaka sy manana fahefana dia manararaotra.Ny zanako izao raha mikapoka azy aho de indray mandeha fa tsy lakamoana eo le zaza atao mihitsy ze hamparary azy.Hitako mahomby kokoa koa le sazy: tsy mahazo mijery dessin animé, confisqué ny tablette, fanahy iniako ividianana goűter tsara ny sasany dia ny azy tsotra kely. Raha hoe ditraditra fanaon'ny ankizy. Fa le izy mitady hihoa-pefy iny ihany vao voakapoka. Ohatry le hoe any am piscine de efa andao hody de mijanona ery afovoany ery izy de eo ianao miandry ny sitrapony eo. Vao nivoaka tao de nafana ny fitombenany, tsy namerina intsony


Ka misafidy ianao hoe ny any ampianarana dieny izao no tianao hanitsy sa ny fiainana no hanitsy azy amizao manko isika ray amandreny manao fitia diso toerana ka na zaza efa hita hoe mila ahitsy dia jerena fotsiny ekeko ilay hoe communication fa eo koa ny mahazaza azy izay misy betsaka no mbola tsy fantany


nena zany mba hafatro fotsiny ho an'ny mananjanaka rehetra,ra te anana janaka vanona sy mahomby ianao dia apetrao foana displine eh na any antrano io na any ampianarany,aza mety baikony zaza zany fa tsy fitiavana zaza zany,refa mihaotra le displine napetrakao azy dia omeo sazy mifandraika ny adalana nataony,ataovy fantany mintsy oe zao displine mipetraka ary faizany arak zay izy,fa tsy hanenanao zany fa ho lasa zaza vanona zanakao aafaka 15 na 20 taona eo dia itanao vokany nanaovanay azy tamizany fotoana zany ar ho tadidin mandrakizay ko ianao sady tsy ho adino mandrakizay ko ianao (satry raha tsy nataonao zany izy tamizay tsy tonga amin tanjona ho tratrariny ary hoentiny iany ko any amin'ny zanany ko zay any aorina any)


Fony mbola nianatra tany @ primaire, d tena tadidiko tsara mihintsy zany oe nokapohana zany, napandolihana teo an-tokontany. Matoa za t@ zany voakapoka sy napandolihana dia naditra ary tsy nahatadidy lesona.Ankehitriny za mba anisan'ny tsara asa iany ary hitako oe nety ngamba ny fitazana t@zany ka tsy maints nianatra tsara @zay, ary mbola tadidiko h@zao ireo prof nanao ana an'zany t@zany, an'zay mme Mavo sy meur Kaki (tsy haiko oe mbola any ve ry zareo @zao fa dia misaotra nareo za satria raha tsy teo ianareo tsy ho toy izao za).Fehiny: " ny zanaka tiana tsy hitsitsina rotsakazo"


Tena traumatisant io methode io marina, izaho efa tratra niresaka tao ampianarana t@ fony kely fa mbola mipetraka anaty ny fahatsiarovana h@ izao nefa efa ho telopolo taona mahery lasa.Satria talohan'ny ora fakana rivotra ka nataon'ny ankizy fanalana azy sy voarabirabin ny rehetra nandalo.Amin'izao fotoana tokony sazy sahala @ punition farafaha henjany na fananarana am-bava no tokony hatao dia ampy.Izany hoe efa sarotra ny fiainana ka likiliky ny mpampianatra sady kely karama ka ny mpianatra somary manana fahatarna ara tsaina sy ny madiditra no hanalana vonkina.


Salama daholo, maro ny RAD milaza fa tsy tokony kapohina na saziana ny za...Mba jereo anefa ny tanora ankehitriny (indrindra eto Antananarivo): vokatry ny tsy fikapoahana sy tsy fanasaziana azy ireo dia lasa aloha loatra ny ditra,ka lasa mamaly RAD sy ny fiarahamonina.Amiko manokana ILAINA NY FANASAZIANA ANY ANTSEKOLY, eny na NY KAPOKA AM TANANA AZA. NY ZAZA TALOHA NANDALO FANASAZIANA MANANA FANAJANA SY FANKATOAVANA.


Io aloha miankina @ discipine ny sekoly tsirairay dia ts dia azontsika hidirana loatre, fakosa @ mahaRayamandreny niteraka aloha dia mety tsy mahatanty ny fisehony dia ts maintsy misy fahatezerana ihany fa ny tsara indrindra dia mila manantona miresaka @ tomponandraikitra:-innocent


tsy rariny tsony kosa raha amizao!ny talo aza efa tsy fidiny :(aiza zany sekoly zany?


Izaho manokana dia tsy manome tsiny ny mpampianatra mihitsy raha toa ka fanasaziana zakan'ilay ankizy no atao ary tena ilaina ny sazy mba ho fanitsiana,za t@ nianatra T5 8taona za t@izany fa voasazy nandohalika nanodidina ny sekoly ny tokotany vovoka+fasika+vatokely fa tsy sahy niteny t@ RAR an'izany mihits satria vao maika bedy any antrano satria maditra na tsy manaraka ny fandaminana matoa voasazy,ny vono ihany amiko no sazy tsy azo atao.Tena ilaina ny fanasaziana mba ahafantaran'ny zaza fa misy fetrany avokoa ny zavatra atao rehetra fa tsy izay tiana atao no atao.Courage ho anareo mpampianatra fa tsy mora ny mitondra ny ankizy,ny an'ny RAR zaza 3 na 4 na 5 na 7 ao an-trano efa manahirana maika fa zaza 20 ka hatr@ 40 no fehezina any an-tsekoly sady samy manana ny fomba fitaizana azy any antokatranony any avy.