eny manaiky ane za eh,marary fo RAD mahita an'izany zaza oe sazina zany eh,nefa tsy fantatsika RAD fa izy no saziny iny no itantsika,fa ny dega nataon'io zaza io hatramizay tao ampianarana tsitantsika mintsy,nandefitra foana mpampianatra hatramizay,io ane tsy tonga dia oe nanao adalana le zaza tonga dia saziana oa ,fa mbola miteny alo mpampianatra ny antony anaovany ale zavatra nataony tao ampianarana na (gafy io na tsy nahavitany devoir......)tsy maintsy mampitandrina mpampianatra oe raha mbola manao anizao amin manarak dia ampiakariko any birao na oe tena saziko amizay,mato le ankizy mamerina ny adalana dia voalohany alo tsy misy firarahina mintsy zany fa dia ny mokondo be ny any no ampiasany zany oe (io zany le ankizy tena tsy mirara2 ze zavatra tenenina azy mintsy any antranony dia ho entiny any andakilasy any ny adalany ,amindra virus fotsiny any le mpiara mianatra aminy fotsiny)mety efa nisy fotoana io nampekarina tany birao,mety efa nisy nantsoina ko RADny,io ko tsy fidiny ho any mpampianatra sy ny ecole no manasazy azy fa tena mety efa matetika loatra zavatatra ataony le zaza,dia tsy maintsy sazinay izy ,ary mety sur za fa mety efa ni sazy afa aza nomena an"io zaza io fa tsy nampihontsina azy mintsy zany.Netsika RAD amandreny mantsy io zanatsika io tena marina ôtrany reny oe anjely reny mintsy refa mitaraina dia marina daolo nefa tsy fantatsika ny tena adalan'io zaza io any ampianarana,fa mba mipetraha kely tsika amin place Mpampianatra fa mafy ko ane mahazo an'azy reny eh.