sipa ve enao sa bandy ?nisy sipa zay niara nanao stage taimiko tao am societe ray , universite iray no nianarana fa tany vao nifanerasera tsara.refa atoandro d miara misakafo d nande n sera , d itako oe poins d niaraka, tena nafinaritra ny fiarahana. za amin io faly mahazo fa ts te ahalala zay situation ny any.mande ny revy sy rs, oatran olona rehetra ihany. fa ny remarquer ko d izy mankafy be refa mi rs . tena maka fafiny aufond mintsy . milayamin ny maha mpisipa moa d notantanako izy refa mandeha, nefa no remarquer ko fa refa eny am arabe be olona d tsy mety tantanako izy.teo za va nanontany azy oe fa manin ? izy moa ts nety niteny . kay izy efa fiancee ary efa mikarakara ny raharaha zareonanomboka teo dia mitantara ny fiainany miaraka amin io sipany io izy. ohatra oe tara mody fa mbola niaraka tamiko d bedy. lay bandy kay efa miandry azy ao antranon ny RAD ny zareo.niaraka foan zay d izy natao mariage , za moa tsy invite mazava ho azy.vita ny voyage de noce ny dia nankany amiko izy dia nomeny anah koa ny anjara lune de miel ko en guise de cadeau d adieu . d teo no nahitako azy farany , fa na ny numero ny aza novainy. za koa tsy te hanakorontana azy dia zay ny tantara nay