image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 68

Hanambady ilay sipako ka inona ny cadeau mety hatao? Tsorina aloha fa efa nifanarahana hatramin ny voalohany fa tsy mivady izany izahay ee, ary tena nifankatia, tonga ny fotoana tsy maintsy hisarahanay ary mbola nifanao veloma nahafinaritra (adieu célibat) izahay omaly fa am 9 izao ny mariaziny. Izy koa no nangataka hoe tsy maintsy omena cadeau. resaka sérieux io fa aza mamaly izay te hananihany fotsiny azafady an.


kotomaditra...misaotra amin ny hevitra e... hi hi genre'na zavtra tsy hanadinoany mihitsy aloha no tanjona etrandraka... otran ny ts mety kosa fa tonga dia otran ny mamely mafy an ilay vadiny ee....


Ametraho zaza iray izy ho ataony saribakoly sy fahatsiarovana anao. Assurer fa tadidiny mandrakizay enao. Vazivazy ny ahy fa na ilay tantaranareo fotsiny aza dia toa efa hafahfa amiko


Hividiano carte d'invitation de mariage , rafeto ao an-trano amin'ny ordi , dia omeo azy !!! de ho hita eo . Kilalao ratsy ny anareo , maninona ary izy no nalefa raha mbola misy misarisarika toy izao , tsy mety e, tsy madio ny lalao !! Zahako sy ny sipako izany rehefa misaraka dia misaraka , tsy miady fa mifanaja fotsiny , samy naka ho azy , vita kabary fa tsy hoe cadeau e, cadeau .... zay tsy vita hatrizay tsy vita intsony koa hoe hantahanta .... ataovy moa kouuuuuk !! hiverina eto nareo hilaza fa niantso izy fa hihaona hono , fa lasa mission ny vadiny , dia resaka adala amin'izay !!!??


efa nahita cadeau ve ianao? raha mbola tsy nahita dia firavaka volafotsy omena azy . volafotsy pur mba tsy hivadika . @zay anaovanyeny foana ahatsiarovany anao. ...


Tena sérieux za mamaly namana a.Satria efa nitranga tamiko io zavatra io.Teny @ université koa no nifanenana.D hanambady izy.D niteny oe in no cadeau omenao ahy.Nieritreritra a. Tsy hitako b iany oe inona no atao.Ny principe tato amiko fotsony d oe cadeau tsy ho adinony mandrakizay.Ndao vidiko oa ny akanjo mariazinao.Taitra b izy.Serieux v ozy? Fa manin? sy ny sisa.@ zay oa tadidindry fona za.Ndraso ary alo za ieritreritra tsara ozy oe hatraiza ny fihetezany sy ny sisa (marihina fa tsy resabola vely2 no oalny satria zanak'ol tena manotany ny ory zany hoy ny fiteny)Tapa bolana maery taty aoriana niteny izy oe ndao ijery oe aiza ary no misy robe d enao no asaiko misafidy azy (za nieritreritra oe izy misafidy d za mandoa voal fotsiny). Hay tena privilege be.Tena nakako 1 andro tontolo niaraka taminy nijery ze robe tiny sy mety aminy.D zay.Invité za t@ mariazy.Itako le robe.Zaay ts miaraka intsony fa mifandray b fotsny.


Vaiavy.... Ilay izy anie ho'aho efa nifanarahana hatramin ny voalohany fa tsy afak hivady izahay nefa samy tara ee:: efa samy manana ny sipany... ary tena nahafinaritra ny fiarahana... tonga ny fotoana tsy maintsy hisarahana satria samy tonga saina hoe hafa kosa rehefa tokantrano ee... Argent... izay tokoa aloha anisan ny cadeau mety ee.. merci... mbola ts nahazo hatram zao fa am sabotsy 09 ny raharahaTsotra ihany.... Tena nitso-drano ho azy sy ny tokantranony aho ka.... samy latsačdranomaso izahay raha niaraka farany tamin ny sabotsy teo nitsofako rano azy... ary nifanaraka fa tsy hifanadala hanimba ny tokantranon'ny andaniny na ny ankilany....Zakoa2... mety ho tsara ihany ilay hevitra fa tara kou... merciiRamah.... fiainana re zany ee/... raha izao zavatra rehetra izao no ande hiertreretana izany dia eee... ilay izy tsy hoe nisy nandratra na nanao ny tsy rariny tamin ny ankilany fa nifanaraka tsara ko... mino aho fa tsy maninona rehefa tsy nisy nanafintohina... SOUVENIR tsy adino no tanjona ao amin ilay izy ee... misaotra


hi hi hi, sahirana mafy mihitsy ianao ranamana hitady ilay cadeau hitondra afobe eo amin'ilay fiainanao ao aoriana kely ao.......o letia ehh..........!!!


HerB>>> dia efa mba mahimahina ihany r'ise a. Ny collier volafotsy eny antendan'ilay tena sipan'ise tsy foiny iny mihitsy. Ny atin'akanjo hanaovany @ nuit de noce-nareo, io nounours kely entiny any anaty poketrany iny foana... tany @ ilay sipany avokoa ireny mba ho fahatsiarovana. Ary rehefa izy mi-jouir iny, ilay bandy iray no ao an-tsainy. Izy manembonembona iny mandritra ny volantantelinareo, ilay bandy iray no ao ampony. Izay e, samy manao