image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Hanambady ilay sipako ka inona ny cadeau mety hatao? Tsorina aloha fa efa nifanarahana hatramin ny voalohany fa tsy mivady izany izahay ee, ary tena nifankatia, tonga ny fotoana tsy maintsy hisarahanay ary mbola nifanao veloma nahafinaritra (adieu célibat) izahay omaly fa am 9 izao ny mariaziny. Izy koa no nangataka hoe tsy maintsy omena cadeau. resaka sérieux io fa aza mamaly izay te hananihany fotsiny azafady an.


Eisssy e..... Tsy hoe fitia te hamaly fa tsy azonao mihitsy ilay resaka; fa raha namaky tsara ny sujet napetrako ianao dia nahatsapa tsara fa Izy hi'ahi 'ex io) no ni exigé hoe omena cadeau mba ho souvenir... ary efa nifanarahanay hatrany am boalohany fa tsy hivady izany izahay... Na ahoana na ahoana koa anie ny tena fitiavan tsy ho faty mandrakizay izany e... fa ny saina no mila matotra tsara mitana izay teny nomena ary nifanaiky fa ho mpinamana dia izay... izaho manokana aloha mahatana izany fa tsoriko... Ary ny momba ilay sipako am zao fotoana, tsy misy tokony hiresahako azy mihitsy teto satria tsy izay ny sujet... milamina tsy misy olana mihitsy ny anay... Misaotra....