image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

hazavao tsara azafady.hoe na tsy manambady aza ve dia te hiteraka ?tsy egoiste aloha amiko fa ilaina ny zazalehilahy aho


hazavao tsara azafady.hoe na tsy manambady aza ve dia te hiteraka ?tsy egoiste aloha amiko fa ilaina ny zazalehilahy aho


fafiny amin'ny g mail teboka com ny email raha te hifandray ianao


mail> oui zay mintsy , na tsy manambady azy e !ny tena mampiasa ny saiko dia le oe raha tsy izao aho no maka décision amin'izany dia tena tara lotra. za nefa tena tsy te hiteraka tsy manambady izany nefa miombona hevitra aminao oe ilaina ny zaza.ny tiko atongavana eto tsy oe misy mba efa niaina an'izany ve ? d manao ahoana ny fitombon'ilay zaza rehefa avy eo ! personnalité sns ze expérience henoko sy hitako dia mampiseho hoe misy karazana manque zany fona ny ankizy monoparenta surtout oe manque image mas*******ine manodidina ahy nefa tena tsy misy an'izay intsony na tsy eto antoerana akaiky zany ka afaka hanampy amin'izay. témoignage na olona nitaiza ny zanany irery no tiko ahatongavana na olona lehibe tanaty tokatranao monoparental.


fahitako azy manokana dia miankina amin'ny fitaizana ilay zaza izy io , voalohany aloha ilay reny niteraka azy mila tsy menatr'olona satria hoe niteraka tsy manambady fa tokony atao antsina foana fa ilay zaza no laharampahamehana na ahoana na ahoana , ny fitaizana azy no ezahina ho tsaraa , ilay lehilahy mety ahazoanao ilay zazao koa mbola tsy fantatra rahateo ny heviny rehefa bevohoka ianao fa mialoha ny hikarakarana ny fametrahana ny zaza dia mila ifanarahana tsara amin'ilay lehilahy hametraka azy aloha mba tsy hisian'ny olana , fa rehefa io no milamina inoako fa tsy hisy "manque" loatra eo amin'ilay zaza rehefa teraka sy taizana .


40 ans ve vao hieritreritra hanao zaza? Mbola vao hitady ny rainy raha hihisy? Donc 42 ans any ho any vao probable ho tonga @tanjona? Sao dia mbo ny mihounona no tsara indrindra? Ary naninona no tsy efa taloha no natao izany? Sa satrapifidy loatra dia basin'arifito ny niafarany?


siavo >> Tsy azoko le adresse napetrakao, raha mba azonao averina


Bjr doly,ny ho mety ho rainy alo tsy oe mitady intsony fa efa afaka misy any. marina le hoe miankina amin'ny firesahana aminy avy oe fa ny ahy dia j'imagine le pire scenario aloha e ! raha milamina ny miaraka aminy dia alaina araka izay. Mihounona > otrany oe mandatsa ahy izany enao mais bon tsy ahoako lotra, tsy le any amin'ny hoe tara sa tsy d mionona amin'izao ! aza mitsara mba tsy ho tsaraina ! hevitra no tadiavina matoa aho tsy ni exposer reo fanontaniana bdb anontanianao reo tsy important ireo. nomet > efa tonga any amin'izany koa ny saiko saingy tsy sarotra be ve ny demarche ho an'ny celibataire ? manana info mikasika an'io ve enao ? syavo40amin'ny gmailcom


L'initiative n'est le problčme.Par contre, ny zaza rehefa tsy misy rainy, dia somary sarotsarotra ny mitaiza azy.Mila fikarakarana manokana.Kanefa ŕ 40 ans, misy anjara foana any.Na tsy hanambady fa Union libre ohatra.Conseil fotsiny ny ahy.Fa rehefa tena tofoka lhl kosa ianao, tsy maninona izany.Mamakia boky, dia mi-se documenter sur internet amin'ny fomba hitaizana ny zaza.Mankasitraka


siavo>>>> efa nandefask mail any ianao...