Toroy hevitra za rey olona fa te hisarako amiko ny vadiko.7 volana zao ny kiboko, zahay nefa mbola tsy vita soratra fa iray trano hatramin'izay. Ankehitriny anefa dia mitady hiala amiko izy. Raha sanatria tafasaraka eo izahay dia ahoana ny fomba anereko azy hanampy ahy amin'ny fiterahana sy ny famelomana an'ilay zaza? Zandary ny asany fa za kosa tsy an'asa. Efa herinandro izao tsy nody tato antrano izy. Azo torina ve izy sa tsy mety izany ?Misaotra anareo manome torohevitra