image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Toroy hevitra za rey olona fa te hisarako amiko ny vadiko.7 volana zao ny kiboko, zahay nefa mbola tsy vita soratra fa iray trano hatramin'izay. Ankehitriny anefa dia mitady hiala amiko izy. Raha sanatria tafasaraka eo izahay dia ahoana ny fomba anereko azy hanampy ahy amin'ny fiterahana sy ny famelomana an'ilay zaza? Zandary ny asany fa za kosa tsy an'asa. Efa herinandro izao tsy nody tato antrano izy. Azo torina ve izy sa tsy mety izany ?Misaotra anareo manome torohevitra


Marina ny an'i 8mars. Ra tsy manaiky hisoratra aminao izy dia aza manaiky oe hisoratra aminy ny zaza rehefa teraka, aleo pčre inconnu toy izay géniteur tsy anao n'inon'inona. Amizay enao mantsy any aorina any raha mahita olona tena tia anao sy vonona ny anambady anao sy anangana ny zanakao dia mora kokoa ny procédure. Ra misoratra aminy ny zaza, manana droit amin'iny izy, ary mila manao demande de renonciation de paternité enao vao mande ny adoption, lava ny procédure, ary tsy misy garantie enao oe tena anao renonciation tokoa v iz, anaiky tokoa v ny juge, etc. Ra misoratra mazava ianareo roa, manana recours betsaka enao mba anerena azy itsinjo anareo mianaka.


Avelao izy iala refa iala, aza rarahina zay pension alimentaire any fa zanakao io d ataovy zé ahavelona sy ahatafita azy na iza eo na iza tsy eo.


Aza manao hambo diso toerana rizareo a! , raha tena zanany io dia manana andraikitra @'io izy . Na tsy hivady intsony aza izy lehibe ny andraikiny tsy tokony adinony .Eto @'ny saina ny olana fa tsy @'ny FO e ! , io zaza io koa mila mahalala ny rainy niterak'azy ary mila mifanerasera aminy .


tsy entina am fo ...fa aleo oa mananjanaka tsy manana vady dia manana fiainana milamina tsara tsisy maratra eny na dia mafy aza izany miady irery izany,tsy midika koa izany fa tsy hisy fiainana tsony ianao,mety mbola ahita olona tena mety aminao ianao any aoriana hitia ny zanakao toa izay manambady mamono ,tsy hita lava, mamo, sy tsy tia anareo.iaina anaty tokatrano feno ranomaso sy ady sy fiafina..


olona efa tsy tia anareo ve dia mbola isisihana iany!de plus nareo mbl tsinotsinona!tahaka ny oe sanatria an,manao bevohoka mba itazomana ialy lhl,ary raha tsikaritrareo fa matetika ny olona manana cas ohatra an io tsy maharitra matetika sy obligé fotsiny,ianao anie raha isisika aminy oe isoratra satria bevohoka mety vita ihany izany e,mety ho ataony ihany,fa aprčs ilaozany ianareo,dia vao maika mampalaelo,dia hifandrirotra aminy izy efa tsy tamana ianao dia hijaly.sady zao efa hita fa mampirafy izy.Mety teraka ny zaza dia aux anges eri izy fa minoa ahy fa aprčs quelques mois izy hilefa,


Tonga dia alao ry zanako asaivo omeny vola lianao dia any amin'ny rasazy tena vré be mahay ireny aleha fa hanenanao io satriambola tanora ianaoary ananafiainana hafa hamiratra be sao tavela eo


Na tsy hivady aza , na tsy hiaraka intsony raha zanany io dia misy andraikiny ao , ka noho izany tsy tokony hialamaina fotsiny izy , dia ny renin'ny zaza irery izany no andray ny andraikitra . Dia izay ve ilay hevitra , aiza moa izahay lehilahy no andray andraikitra , toa vitanareo vehivavay irery daholo ny zavatra rehetra izany an !


Makanisa any @ lehibeny dia torio any @ lehibeny sy ny tribonaly rehefa teraka enao


Tena miombo-kevitra @8mars zah. Fa maninona kay isika vhv no mitamby lhl foana. Zah nje aloa tsy mba mitamby lhl zany mitsy e.@ko aleo tsy misy sad manana fiainana milamina, avenir zaza n jerena toy izay le misy reny nefa mamono, mampahory ny zazakely, mampiseho fihetsika ratsy imason-jaza, mampirafy sns... na n fianaranle zaza aza tena very tanteraka satria dada maditra.Raha zah ny eo @toeranao d hatrehako ny fiainako satria efa vita io ary porofoko @ tsara miintsy fa tsy miantehitra @ aho fa mahavita tena, vhv otrzan ni tena tin'ny lhl fa ref hitany oe miantehitra b @ d ampifilafilainy. Ataovy aloha ze ahatongavan'ny zazakely soamantsara, ento ambavaka ny fiainana sy ny zvtr rehetra, aveo mitadiava asa ary aza mifidifidy. Manana ambompo. Aza miteny tsun enao fa aleo izi handeha, na rah mbol manao izi d enao mitsy aza n mandeh mora ftsn tsy mila vaniny.Aza adino ny mivavaka sy mibebaka d rah vavy ny zanakao d hanaro dieny mbola kely tsy hiray trano @olona mbola tsy vita ninin @ akory sod hanaranaka ny tsy mety natao.Mirary soa.