image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Toroy hevitra za rey olona fa te hisarako amiko ny vadiko.7 volana zao ny kiboko, zahay nefa mbola tsy vita soratra fa iray trano hatramin'izay. Ankehitriny anefa dia mitady hiala amiko izy. Raha sanatria tafasaraka eo izahay dia ahoana ny fomba anereko azy hanampy ahy amin'ny fiterahana sy ny famelomana an'ilay zaza? Zandary ny asany fa za kosa tsy an'asa. Efa herinandro izao tsy nody tato antrano izy. Azo torina ve izy sa tsy mety izany ?Misaotra anareo manome torohevitra


Mikorontana foan ny zaza na tsy hivady izy roa na hivady fa toa voatery , ny mazava anefa dia " MANANA ANDRAIKITRA @'IO ZAZA IO NY RAINY na inona ataony rizareo na inona " tsy ny reniny ihany NO TOKONY no amelona na'io zaza io REHEFA TSY HIVADY IRIZAREO DIA MANOME FANAMPINA ilay vehivavay ramose e! .