image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Slut,fanotaniana ny anŕ, miaraka amin'olona iray izay zŕ(vhv manoratra ) efa samy manana vady be izahay , mafinaritra ny fiharahana fa tsy aiko hoe tady tafalatsaka ve zŕ fa isakiny miresaka momban'ilay vady be an'izy sy hoe hanD hifanao fotoana aminy dia marary fo, saro piaro, malahelo tezitra ZA... ahoana fomba hialana amin'izay ry zareo fa tady tsy hety amiko fa marary fo eto ftsn aho


Dia aza miaraka aminy intsony fa ny vadibenao koa atao zay itiavana azy @maha izy azy,otrany ny itiavany ny vadibeny!mdika zany fa tiany foana ny vadibeny fa ianao ataony fanalana azy fotsiny ka aza marary fo @tsy an'ny tena.


ka mora˛ tenenina izany , tonga hiala comme ça fotsiny izany !!


ramah> la question n'est pas lŕ , efa fantatro zan ngé !!!


mora kely r'se a :tadidio tsara fotsiny izay nataonareo fa ataon'ilay vadinao amin'ilay sipa efa miandry azy any ampiasany koa !sady tsy efa manao metimety tsara izay izy nandeha any ?


tsy aiko hiihih, tsy dé hiasako saina lotra an :p


bof ! de reveo amzao fotsiny zany e !rehefa tsy olana aminao ilay vadinao dia izay no important indrindra fa revy io dia ny atao atao ihany !ny fomba iainana ilay fahasarotampiaro raha izany mantsy dia eritrereto fotsiny hoe "tsy anao intsony ny vadinao rehefa any ivelany" dia io no ampiaro amin'ialy sipanao : rehefa miaraka ihany ianareo no miaraka fa an-drafotsiny sy ny zanany izy rehefa any an-tranony : aussi simple que ça !<chilli


aussi simple que ça : hoy ianao ry recopiez , saingy tsy mora toy izany io ka hoe supprimer dia maty na hoe ignorer dia vita .tsy vitan'ny fotsiny io fa hoanay vehivavy dia rehefa latsaka dia latsaka .niainako ity :manambady aho fa nisy bandy hafa niaraka tamiko taty aoriana .tena tsy nitovy t@ le vadiko mihitsy izy fa tsara bika,tarehy,harena,mahay miresaka,mampiomehy, anilako teo foana , bref tiko sady tsara miohatra @ ramose ilay izy na teo @ lafiny rs koa aza.saingy na teo aza izany tsy natakalony ny azy aho na efa vonona tanteraka ny handao ny ahy aza aho.mafy ny niaina izany nefa tsy maintsy niainana : na ny hoe manoroka ilay novadiana na ny niray taminy aza tena lasa mahakamo satria tena tsy araka ny fo , raha tafaraka indray dia mieritreritra foana ny hoe raha mba ilay iray mantsy izao no mba miaraka amiko izao .... misy fotoana aza mieritreritra hoe raha mba zanakay mantsy zao ireo fa tsy an'ilay novadiana : ngamba mba ho hafa ny fiainana ...mandreraka e ! fa niainana dia tsy maintsy niaretana .


Misotro rano matetika, dia tsara raha fantarina tsara ny taonan'ilay olona miaraka aminao fa sao mandainga izy <yeahh


Lhl no mamaly!za manambady, dia manana olona hafa miaraka amiko, efa manambady koa izy io!efa o taona maro zahay zao no niaraka, tena tsy tafasaraka mitsy na dia efa nanandrana aza!ny antony saika hisarahanay dia jalouse be izy, isaky mba miresaka momba ny madama izaho te tezitra izy, tena mila hitomany mitsy!tsapako fa tena tia ahy izy, satria mahvita ny retraretra,dia mitovy aniny ireo mitatara teo aloha, ny vevavy refa tafalatsaka, ena tsisy hevitra!refa nandinika izaho, dia marina ilay hoe, vady voninahitra, ny sipa no tena fitiavana!samia miaina