image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 125

folo taona mahery nivadiana izahay fa tsy mbola nisy toy ity !!!- tato anatin'ny 2 mois zay no namoka an'io vôbolana mahamenatra io izy !!!>> fambara loza am tokatranonay v izany ?????


tsara ho an'itena zay! <applau<applau


sIIII tsy taitra aminy fotsiny ialahy ,fa vao loza manambana izany ,fa tsy mbola mihatra akory .Izany anefa tsy midika hoe mandrifehizay toy ny teo aloha intsony ialahy ,satria efa tsy lavitra ny lapa intsony koa ny fahavalo ,koa dia tsy misy afa tsy fifandaminana ,fifandeferana ,firaisan tsaina ,ary aleo mihintsy ary mody gisa satria ny sipa anie leitsy ka manana paik'ady poizina be e .


zany ka hoe fampiresahana le!


mbola anenena zany fa tsy filaza zany


Mbola aiza néfa ny ahazo an-tena eh !!!!!!!!!!!!!!!


Mety mis zvtr mampalagy anazy tany na met mis fihetsik ts net natonao d mamal faty izy ko.Dia niandrasany kendritohana fotsn.