image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Slut,fanotaniana ny anŕ, miaraka amin'olona iray izay zŕ(vhv manoratra ) efa samy manana vady be izahay , mafinaritra ny fiharahana fa tsy aiko hoe tady tafalatsaka ve zŕ fa isakiny miresaka momban'ilay vady be an'izy sy hoe hanD hifanao fotoana aminy dia marary fo, saro piaro, malahelo tezitra ZA... ahoana fomba hialana amin'izay ry zareo fa tady tsy hety amiko fa marary fo eto ftsn aho


MITADY ARETINA miditra @ lavaka DIA AVY EO INDRAY mitonatonana hoe ahoana no hialana @ hasarota-piaro,Izahay nga nanotanianao hoe mety ve ny miaraka @ olona manam-bady? ko rehefa tafiditra anaty bordel vao patati ;patata @ hafara ALOHAN'NY ZAVATRA IRAY NO MILA MIERITRERITRA ,mba marinatra @ afara


Raha ny tian'ilay tomponŕ sujet izany dia mila alain'ilay bandy vady koa izy :-kiss


mahasaropiaro be akia sady makarary andoha no makarary fo fa tsy azo aseho azy loatra satrria lasa mitsoaka izy fa dia iaretana , nenah aloha notenen iko ftsn hoe zah aza resahana momba ny vadinao fa efa fantatro izy fa tinao be, fa tsy tiako ny maheno anzany dia izay, miezaka izy tsy miresaka momba anzany .


.TSISY SOLUTION, fa ampiako fanontaniana iray monja, fa sady tsy mila valiny :Fa naninn no nidi-kizo nanambady ?.


vevavy za manoratra.mijangajangaEnao io zao plus tard iteny anio vadin ola io oe: "sarao @zay ny vadinao dé za vadio". Enao andrava ny tokatrano izy roa.Plus tard tadidinao zan teny zan oe enao apirisika ilay bandy isaraka, satri efa mé tia enao. Ra dieny zao tsapanao fa ratsy zan manimba tokatrano ola zan, dé sarao ilay vadin'olona, aoka izy ho an @ vadiny mariage-ny. Fa ra oatra ka tsy miraharaha an zan enao, dé anao ndray zan


Fotsiny/Ten miaina io tantaranao io ah. Malaelo sy mieritreritra oe sambatra be zay izy eo akaikin vadiny.Ndray2 ah de mieritreritra oe naninn ary ah no niaraka taminy? Zao ah latsaka tanteraka. Ary otran mifindra aty amiko ilay toetrany saropiaro. Izy mantsy no tena saropiaro. Te hiala aminy aho.Zah nef tena tsy mahasaraka azy.


Tena tsy azoko mihitsy ilay zava-mitranga.......Ho anareo izay mitovy cas eto anie ry zareo, ka efa fantatrareo ny risque sy ny olana aterak'io fijangajana io eh......Assumer-o ilay zavatra natao na inona ny ho conséquences hitranga na inona.....(anisan'izany io fahasarontam-piaro voalaza eto io....)Averiko foana ity zavatra lazaiko ombieny ity :Samy mahafantatra isika, ary tsy misy izay tsy mahalala fa mahafaty ny fifohana sigara.....Tsy mahasakana ny mpifoka sigara, sy ireo izay te hanandrana hifoka sigara nefa izany. Tsy noterena nefa izy hanao izany fa sitrapo ny azy an, peu importe ny raison izay nahatonga azy, ho eo amin'io fifohana sigara io.......Koa assumer-o ilay fifohana sigara ry zareo an, na ho inona ny mety ho conséquences, na ho inona, eny fa na dia hiafara amin'ny fahafatesanao mihitsy aza..........Inona no mety ho solution aza rehefa sendra olana amin'ny fifohana sigara????? Tsy ny fijanonana amin'ilay sigara ve no tokony atao voalohany aloha? Ny zavatra mitranga eto nefa, dia ilay sigara fohana ihany, no sady manontany ihany hoe, inona ry reto no solution fa otran'ny tsy en forme aho, otran'ny misy manindrona ny foko sns sns......


Raha te hiala amin'ny fahasarotam-piaro ianao dia misaraha fotsiny. Tsisy resa-be hoe efa nandramana fa tsy mety izany, raha tsy hoe olona kely saina angaha. Kamboty be dia be ireo aza velona ihany, firy ny olona maty zanaka velona ihany ... ka izay hisaraka amin'ny sipa no hanaovana resa-be hoe any no tena fitiavana etc. Kely saina.


MirouToro hevitra ny ahy ,fa raha tianao ny ho afka amin'izany olanao izany ,dia miaraha main'i Trandraka ,misakafo eny amin'jajirika ,satria izy izao mandalo any Dago manao vakansy .