image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

ato zay adefa mesage fa tsy maty voalavo ankibo fa mbola te hiverina na zay tsy tafa t@zany fa aleo aloha atao morce no ifampiresahana fa sao manimba zavatraatombokoany ianao zay ry Na...mbola mahatsiaro foana za tsy aleo v "mifanosika" indrayzay le morce de fantantrao za eny na dia efa samy manambady ary tsika izao


Any zay enao ry le kalavavy iny, samy efa manambady isika fa aza mihevitra kosa hoe hoariko ny vadiko, lel eko fotsiny enao, zay no tiako.


Any ianao zay ry N Tadidinao v ilay mangahazo niafara t@ rs be, Tokony mbola averina raha hitanao ty hafatra ity atsoy za @ lay numku inyvelomeRR


Aiza ary enao no tsy tazako intsony? Salama ve? Malahelo anao foana aho...


Any enao zay ry se a :D Itako eto ery oe mbola tara b amiko :P Za aty marary fo am zvt hafa


Eny hoy aho ry kiala. Marina tokoa fa mbola tara za. Fantatro enao fa ampijaliany.... ....


:D :D hahahaFa saingy tsy misy fo mitepo ho anao ato anatiko fa mbola potika any ankafa


Atao ahoana moa e. Tsy maninona fa miandry ihany. Kiala mantsy tsy mety adinoina...


osseh..any ianao zay ry F..izaho ane tsy nandrara ny SAMVA tsy handroka ny zordirako e.


Aza manao anio enao ry se a Mapalaelo zany fa aza miandry ana zany Sur za fa misy efa anjara natokana ho anao any e Izy no tena meriter ny fitiavanao :D