image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Misy vhv iray izay tiako nefa tsy sahiko resahina sao manimba ny fifandraisanay. Izy anefa mitady hiaraka (miaraka mandeha @ zavatra aleha na rehefa misy ataony fa tsy @lay resaka he fiarahan'ny lahy sy ny vavy) amiko faona.Lasa mpinamana be zahay, ka tena tsy sahy mivaky aho. Ny any antsainy any tsy fantatro.nanapakevitra aho fa hotohizako @zao mpinamana be zao ihany ny fifaneraserana.izy dia karazan'ireny vhv serieuse be sy hendry be ireny. Tsy sahy miresaka zavatra hafa mitsy aho refa tafaraka zahay. Izany koa angamba no itiavany miaraka amiko. Mba tantarao ho an'izay manana cas ohatra ahy.Dia ahoana ?


miarahaba ô!aleo aloa ande ny fotoana ho mpinamana lavalava eny , dia ho itanao eo foana ny ampidirana ny resaka @ alalan'ny hanihany , sy ny rehetra e! mety na izy aza tsy ahafoy anao raha mitovi2 @ fomaba fiainany ny fiainanao


Ahoana koa ary izany paikan'ranamana izany ,aza adino fa ny vhv rehefa mila namana lhl dia misy zava kendreny ao .Be dia be ny antony ,fa ra toa ise manomboka ho latsa pitia aminy ,dia omeo fotoana indray andro .Hataovy fiteny mamy sy feno soa ,feno toky ny vetsovetson'ise ,ary araho lamasy ,dia aza tonga dia mifofofofo be an ,ento mora hoa .Manomboka eo dia ho hitan'ise ny fandehan'ny lalao ,na izy hikapoka ati doha hoe ,mijanona ho mpinamana ,na izy mody maka miadana hoe tsy mety izany .Raha ilay voalohany no valin teneny ,dia aza manantena intsony ,fa ra ilay faharoa tonga dia totofy fa efa te hiova filatro izy ,aza adino fa ny vhv rehefa minamana aminao dia mandalina tsra izy hoe ,ra ity no sipa dia izao ,fa ra namana dia toa izao .


Tiavinah,Nareo hoa mbo lehilahy letia fa hanenina anie ela raha sendran'ny kofboay mahay azy zany sipa izany eh...Mbo serieux eh!!! Sa andrasan'ialahy eny antanan'ny olona vao hietsika ela? trop tard annnn..........Aza atao mifanena amiko izany sipa izany fa vita ela..... tsisy raofina......


SipaHendry,Ka rehefa tsy hanao premier pas aminao izy, dia aleo za ny hanao, ary ny ahy tonga dia "double pas" mihitsy eh............. Ka ahoana saha ianao? lol