image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 68

Slut,fanotaniana ny anŕ, miaraka amin'olona iray izay zŕ(vhv manoratra ) efa samy manana vady be izahay , mafinaritra ny fiharahana fa tsy aiko hoe tady tafalatsaka ve zŕ fa isakiny miresaka momban'ilay vady be an'izy sy hoe hanD hifanao fotoana aminy dia marary fo, saro piaro, malahelo tezitra ZA... ahoana fomba hialana amin'izay ry zareo fa tady tsy hety amiko fa marary fo eto ftsn aho


Izany koa ve dia atao ho olana lavitra be e. Mandehana tonga dia teneno ilay vadibeny hoe izaho no vadikely an. Dia saropiaro be zaho refa miresaka momba anao izy, eny na dia efa manana vadibe koa aza aho.Ny tohiny avy eo no tena mahafinaritra satria ilay lhl miaraka aminao aloha no ho tezitra aminao voalohany. Matoa izy miteny hoe manana vadibe dia iny izany no tiany, ianao fanalana mavesatra fotsiny. Avy eo koa mety ho tonga any amin'ilay vadibenao ilay resaka. Dia lasa koa izy handeha fa tsy mila vhv tsy dia misaina loatra ohatra anao.Ny hiafaran'ny tantara: ilay vadibenao lasa. Dia ilay lhl anao aty amin'ny sisiny mijanona miaraka amin'ny vadibeny ihany sady tsy te hierika anao intsony.Satria moa ny tanjonao hiala amin'ny fahasarotam-piaro dia hitako tena mety io solution-ko io satria dia ilay olona hahasarotiny anao mihitsy no tonga dia tsy hisy intsony. Sa tsy mety ve??


Misotro rano matetika <yeahh


Hevitra mety ho tsara; Maninona raha mifanakalo vady?


Mila rara otran rain zafy, enao vevavy ndray no mtapi2