image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Tsy mety izany. Manome cadeau etc. izy tsy maninona raha izay no tiany, fa tsisy antony hitenenany amin'ny tompom-bady hoe ho an'ny vadinao no nitondrako an'ity fa tsy ho anao. Tsy fanajana ny maha-mpivady azy ireo izany, ary manipy hevitra maro. Raha izaho ilay tompom-bady, na tsy mila ady aza, dia mba mailomailo ihany.Raha manam-pahendrena ihany koa ilay vehivavy dia na miresaka amin'ny vadiny avy eo, tsy miandry anontaniana hoe inona no hanaovana remarque tsy ilaina toa izany, na namaly teo no ho eo hoe efa iray ihany izahay roa ka raha tsy tianao ho raisin'ny vadiko dia aza omena ahy.Vehivavy aho.


Aiza ny olana , mba tokony hisy lozika faran'zay kely aloha isika an ! . Efa nisy fifandraisana rizareo taloha , izao indray vao nisy ny fifandraisana dia lozika be sy mazava fa tsy hoan'lay rangahy ny phone fanomezana .Ny tinao lazaina agamba sy mampitahotra anao ( satria ianao mihintsy ilay vadin'lay vehivavy ankehitriny ) dia sao alain'lay rangahy ( ho vadiny na sipainy ) ny vadinao.Tonga dia tsory ny olana f'aza miodikodina e! Na haona na ahona dia an'lay vehivavy ny safidy sy maka ny fanampahankevitra @'zay ataony arakaraka ny tranga misy .


Tena normal be izany.Ny vazaha mpanao cadeau. Misy atao rahateo. Fa tsy izay fisiana izay fotsiny fa efa *******ture mihitsy. Ny gasy vao mba misimisy kely manao an io.NORMAL BE IZANY EH. Tokony hifaly ianao fa misy mahatsiaro mahafinaritra ny vadinao. Tsony nampiseho hatsaran-toetra mahafinaritra koa ianao fa tsy ndeh hanao toetra mpi-soupconne ôtran'io. Manala-bara-tena.


Tsy mety izany. Manome cadeau etc. izy tsy maninona raha izay no tiany, fa tsisy antony hitenenany amin'ny tompom-bady hoe ho an'ny vadinao no nitondrako an'ity fa tsy ho anao. Tsy fanajana ny maha-mpivady azy ireo izany, ary manipy hevitra maro. Raha izaho ilay tompom-bady, na tsy mila ady aza, dia mba mailomailo ihany.Raha manam-pahendrena ihany koa ilay vehivavy dia na miresaka amin'ny vadiny avy eo, tsy miandry anontaniana hoe inona no hanaovana remarque tsy ilaina toa izany, na namaly teo no ho eo hoe efa iray ihany izahay roa ka raha tsy tianao ho raisin'ny vadiko dia aza omena ahy.Vehivavy aho.


Ny mitondra cadeau tsy olana. Na tsy vazaha aza, izaho malagasy ary tia manolotolotra fanomezana ho an'ny namako malagasy. Ny hanindriana mitokana hoe an'ny vadinao ity fa tsy ho anao kosa no lazaina hoe tsy mety. Na samy vazaha samy ao amin'ilay "fomba" aza, aza tsy manao fanamarihana toa izany.


Ary sao dia nanao fihetsika Ramoramanana ary ilay tompom-bady? Misy olona mantsy tsy maintsy izy no tompon' ny zavatra tsara ao an-trano! (Oh: Tonga dia nosamboriny ilay cadeau) dia nahita izany ilay mpanome dia nanao fanamarihina?


Samy manana ny fandraisany azy fa raha izaho tsy hitako izay handraisana hevitra hafa ilay fihetsika , niteny izay izy satria mila mazava ny destination'ilay cadeau , dia inona no maha tezitra ny vady amin'izany . Izaho efa niaina izany , tonga avy any Japon ilay voisin-nay tamin'izany , efa an-taonany maro izy no tany , dia nony tonga ny krismasy , dia nanatitra chocolat sy biscuits ry zareo , io moa ifanaovanay tao amin'ny tanŕna ,fa nasiany montre avy any japon tsy fahita mihintsy mbola tanaty étui tao anatin'ilay plateau , dia nolazainy mihintsy hoe ho an'ny anona( vehivavy ilay olona ) ny montre, teo ny fiançé-ny , dia tsisy naninona ny rehetra fa dia samy nihoraka hoe asehoy hoe , dia vita ........ary ilay fiancé-ny aza nisaotsaotra ery hoe mba nahatsiaro ilay olona .Ka ilay fifankahitana no zava-dehibe satria niara-niaina .


Amiko tsia tsy mety izany fiteny izany : efa fantatra fa mpivady ilay olona ve dia directe be otran zany ve no itenenany azy hoe tsy ho anao ity fa ho an'ny vadinao !!!!! tsy haiko aloha ianareo fa ny anay dia iraisana daolo izay fitaovana rehetra ato antrano afa tsy izay tena hoe natokana ho an'ny vehivavy irery ihany na ho an'ny lehilahy irery ihany indrindra zany phone zany dia ndraindray aty amiko ny phone-ny dia toy izany koa any ahy any aminy. Samy hafa mihitsy hoe nanolotra ilay phone ilay olona dia niteny hoe : inty ny phone-nao mantsy ilay vevavy fa ity dia hafa mitsy zany raha azoko tsara dia nanolotra ilay phone izy sady nitodika tany amin'ilay vadiny le vevavy hoe tsy ho anao ity phone ty ! tena mahatezitra kosa zany raha izaho no eo amin'ny toeran'ny le vadiny aaa ! En plus raha fahazoako azy dia tsy mbola mifankalala ilay vadin'ilay vevavy sy io olona nanolotra cadeau io satria oe izay ilay olona vao niverina teto mada indray ! raha tsy oe be vazivazy angaha ilay mpanolotra !


Tsy mety kosa zany eee !!!! tokony niteny tsotra fotsiny izy oe inty ny vadeau-nao na hoe tiens ton cadeau dia vita ! fa hoe preciser-na tsara mihitsy oe : c par pour toi ce phone mais pour ta femme !!! ra za no atao an zany dia asaiko averin'ny vadiko any zany phone zany na za mitsy mamerina azy any de teneniko oe ma femme n'a pas besoin de ton phone !!! olona mpivady ilay olona fa tsy mpisipa na mpiray tampho ka mila percier-na tsara rehefa manolotra cadeau !!!!


Za ndray mahita hoe tsy dia azoazon'ingahy malala tanana ny vadin'ilay ramatoa ! na hoe ilay malalatanana no jaloux amin'ilay vadiny ka miteny toa izany otran hoe mandatsa koa zany amiko na maneso an'ilay vadin'olona oe mba hividiano telephone raitra ny vadin lah !!