image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 12

Sady manaja no manome voninahitra.Mikasa ny hanao trano izahay, ka mba mangataka toro - hevitra. inoako, fa maro koa ny mitovy amiko ato. Ka mba mangataka re tompoko oh!!!


sao vola nangalarina lony no hanangananareo trano ????


$ongomby - ny an'lah eto maimaipoana ny hevitra lafovidy fa :>> ny azy na tokony ho maimaipoana aza dia kendainy handoa vola aminy fotsiny elah !!!!PS : ny 90% ny olona mahavita trano eto dago zao dia olon-dratsy daholo !!!!


Tsy vola halatra izany kosa eh, pret vao hatao aza. Tsy trano be fa izay mba hialana @ ilay hofantrano isam-bolana sy fifindrana lava fotsiny.


Ny Tany aloha ataovy ara-dalana tsara fa manahirana.Ny Permis koa ataovy ara-dalana fa tsy atao risoriso fa mampihitatra zavatra be


Jereo fa misy sujet ao hoe "budget fananganana trano" . Mino aho fa ho hitanao ao daholo ny valin'ny fanotaninao.


finition ,efa vita zany ni tranonao , mba anontani anaraeo za ra trano 2etage , de nasina garage 74 millions fmg de mora sa lafo, ao daolo no finition si ni éléctricité reetra ...100m2 eo zani le izy mahereza daolo tsika fa tena tsi mora ni manangatrano , mahahotra aza aho fa tsisi vola tsoni fa mbola anao pręt ko za ,