image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

hehymada

Member
Last seen il y a 1 an
Joined:
Posts:
10
Topics:
1

Fantasme fotsin ngamba ka...ny mpivady samy manana zay revireviny ts azo lazaina hoe adala enao...ny vadinao ko milaza zay mandalo ny sainy fa zany hoe tandremo hany sao de lasa manimba tokantrano fa rehefa esorina ny fefy de mandositra ny alika an...ka sao de nareo mivady samy mandositra nefa tsy miaradia fa samy maka ny alehany...tandremo hany, fantasme reste fantasme aza tanterahina fotsiny e

aah...loza zany fiainanareo zany ka...afangaro ao ny asa, ny RS...tsy mahalasa adala ve zany ?Lay vhv efa tsapany marina ka...nila anao izy hamaly hoe aah hijanona miaraka aminareo ato antrano no tiako...de enao lasa tokoa fa juste fihatsapany anao io...de enao latsaka tao anaty lavaka ...

Resaka tsy misy solution ny anareo...rhf RS mety foana hafa tsy ny sodomie...amiko io no tsy tokony hatao fa tsy natao hilalaovana, sady mety misy fihatraikany amin'ny fahasalamana, misy an'izany hoe rovitra ny fitombenana de amboarina didina...zany ve de tsy azo hoe tsy mety lay S?

Tsara ny mamaky baiboly nefa kosa tsy ao anatin'io ny recette rehetra momba ny fiainana, indrindra indrindra ny sexualité...
Amiko raha ts fahotana ny RS dia tsy fahotana koa ny F...Lay ohabolana 30.20 hors contexte, ilay vavany io mety tsy hoe tena vava fa zavatra hafa, azonareo ihany ngamba ny tiako tenenina eto...
Ny RS au sein du mariage dia acte physique et aussi spirituel...izan no tsy tokony hanaovana RS aman'olona ivelany na koa hoe hataotao foana aman'olona zay hita eny...

TS azoko...ianao ve no tratra an'io savasava io sa olonkafa e?
Rah za manokana aloh de tsy tiko mihitsy savasavaina...resaka confiance ny mpivady fa rhf ts misy de ts mety ...

AAAh kosa e !
resaka hafa mihitsy ny fiainan'i lady Di e! tsy misy hidirany eto e!
lay resaka pardon aloha dia toa tsy mety, raha mipardonner indray mandeha dia mety mitohy ndray ny ditra, rhf manambady dia mila mitandrina tsy manaiky fakampanahy, satria masina ny tokantrano. Mila mahafehy tena b mihitsy...atao izay mahasambatra ny tokantrano.

salama o
ianao ko nge tokony tsy nanambady azy fa efa hitanao taloha lay toetrany hafahafa be...ilaina ny mifidy vady tsara fanahy fa na dia be ary lay fitiavana, mety resin'ilay toetra ohatran'io e...fandriana io tsy hitako zay mahamasina na tsia an'io, rhf mandeha hotel nge efa olona firy no natory tamina fandriana e !

salama o
novakiako tsara ny olana anao. Ianao toa tsara fanahy loatra, mila omena cadre ny vehivavy toa ireny. Tokony miresaka ianareo, mba mandeha we irery ngamba dia lazao azy daholo ny tsy mety aminao. Lay fanambadiana ko ange tsy hoe mamy foana fa tsy maintsy misy zavatra mahakamo ao amin'ilay vady. Misy zavatra afaka hovaina, fa misy koa tsy mety. Teneno izy hoe tsy ianao irery nge ny vhv eto ambonin'ny tany, na mba avelao kely we izy irery sy ny ankizy dia ho hita eo ny fahaizany hikarakara ny rehetra ao antrano. Io koa mila hivavahana mafy mba hanampinan'ny Avo ny fianananareo, tsy irery akory rhf manambady raha be finoana fa misy an'i Kristy hitantana sy hanampy hampiova izay tsy mety ...andramo aloha nge e

Bonjour à tous
Je voudrais avoir des avis et conseils à propos de l'état des routes tana tamatave ou tana majunga, on m'a dit que c'était très mauvais, pourrez vous me donner plus de détails svp ?
Vaut il mieux éviter ces voyages en voiture ou vaudrait il la peine de les faire quand meme? Pour cet été 2023 merci bcp