image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

ilay fanontaniana nge dia ny hoe raha mpivady mifankatia tsara tsisy mampirafy dia inona no azo atao sy ny tsy azo ataon'ny mpivavaka @ resaka RS


Ohatran'ny logique tokoa ireo voalaza fa tsy tokony atao ireo raha mpivavaka. Raha mpandray ianao indrindra indrindra. Nieritreritra aho, toa tena tsy azo atao ry reto, na dia indray mandeha aza ireo voarara ireo a ! Izaho manokana tena manaiky hoe : ""iny vavanao nanao acte hafahafa iny ve no handraisana an'Andriamanitra""Ohatrahoatran'izay no filazan'ireo sasany eo ambony eo.Marina koa ilay hoe misafidy ianao, na Rs hafahafa na mpivavaka.Fa tsy hoe andeha hanaovana discussion be na conférence fa dia anao samirery io. Samy mitondra ny conscience-ny ! Tsisy idiran'olona hafa na iray aza, fa dia anjaranao sy Andriamanitra irery izay conscience izay.


Tena marina ry reto fa menatra aho fa tsy vazivazy ! Mpandray aho, dia mahita an'izao resaka izao.... dia manenjika tokoa ny eritreritra fa tsy lainga.


Sahirana a zareo a.inn no atao ?Giravy .


Tapaka ny tsinaiko mamaky ilay hoe Ataovy ao ze ataonareo fa Andriamanitra nga hitsikilo ze ataonareo ao !!!!hahahahaha !!!!!


Za mba manana fanamarihana maromaro vitsivitsy:- ny kristianina dia mino fa adama sy eva no razambean'ny olombelona rehetra. Avy amin'ny adama sy eva zany dia nifanambady ny zanany, ny zafiny, ny zanaky ny zanany, sns ... en gros inceste zany no niandohantsika ... sahala amin'ny biby hafa hatramin'izao izay mbola mifanambady ny mpiray tampo... dia nefa avy tsika mamorona lalŕna ny concept hoe ratsy ny mpiray tampo na ny mpihavana mivady.- ny zavatra rehetra mahakasika ny vatanao dia Andriamanitra daholo no nanao azy: ny vava, ny tanana, ny tongotra sns ... Misy lalŕna napetrak'Andriamanitra mikasika ny fifandraisan'ny olona samy olona sy ny fifandraisan'ny olona sy Izy Andriamanitra. Ohatra, samy ratsy daholo ny fahotana rehetra fa ny fijangajangana foana no anoharan'Andriamanitra ny fanompoana andriamani-tsy izy. Nolazain'Andriamanitra manokana ao anaty baiboly fa ny sodomita dia tsy mba handova ny fiainana mandrakizay, satria ny antony dia tsotra: lahy sy vavy no namoronany ny olona, ka ny an'ny lahy dia misy vadiny any amin'ny vavy. Ny olombelona anefa taty aorina no nahita nifampila ny lahy samy lahy sy ny vavy samy vavy. Izany hoe tsy mifanaraka amin'ny conception namoronana azy no nampiasan'ny olona ny zavatra nomena azy taty aoriana, hany ka nolazain'Andriamanitra directe fa tsy handova ny fanjakan'ny lanitra izany manao izany. Ny sisa (amin'ny fijeriko) dia matoa tsy norarany dia tsy mahadiso, fa ny olombelona sy ny fiangonana avy eo no mamorona lalŕna hoe mety izao sy tsy mety izatsy. Ary matetika dia lasa ny lalan'ny fiangonana sy ny lalŕn'ny olombelona indray no ataontsika ambonin'ny didy sy ny lalan'Andriamanitra.- fa maninona i Davida mpanjaka, i Solomona, i Abrahana, sns ... no nanambady betsaka araka ny tantara ao anaty baiboly, nefa tsy nolazaina fa nijangajanga zareo? Nahitra sitraka sy fitia betsaka teo anatrehan'Andriamanitra aza ireo olona ireo. Niova ve izany ny fijerin'Andriamanitra ka hoe taloha tsy fahotana ny nanambady betsaka ary ankehitriny dia fahotana indray? sa ny fiaraha-monina sy ny concept moral an'olombelona no nahatonga sy namaritra hoe izao no TSARA ary izao no RATSY?Hamaranako azy, misy tenin'Andriamanitra izay hoe milaza hoe "Aza marina loatra" sy ny hoe "Ny fihevitro sy fihevitrareo ary ny lalaNAREO tsy mba lalako". Tsy hoe akory nifanaiky tany ny fiangonana fa tsy METY izao na METY izao dia izay tokoa no izy. Ny izy dia amin'ny maha-kristiana anao dia mibitsika aminao Andriamanitra amin'ny alalan'ny fanahy masina hoe mety izao na tsy mety izao ataonao izao. Rehefa misy zavatra mampisalasala anao dia mivavahŕ ka anontanio Andriamanitra hoe mety ve izao ataoko izao sa tsia. Hamaly anao foana Izy ary mety amin'ny fomba tsy ampoizinao aza.


Resaka tsy misy solution ny anareo...rhf RS mety foana hafa tsy ny sodomie...amiko io no tsy tokony hatao fa tsy natao hilalaovana, sady mety misy fihatraikany amin'ny fahasalamana, misy an'izany hoe rovitra ny fitombenana de amboarina didina...zany ve de tsy azo hoe tsy mety lay S?


Mahafinaritra ny découverte nefa tsara koa raha mifamboraka ny mba fantasme-ny


ts d mamaritra anze position lotra ny baiboly fa de miray fotsiny ho izy, fa ny eritreritrao ihan n mitondra azy hoe mety sa tsy mety


Amin'ny anaran'ny ray......any izany