image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 4

Vehivavy ilay manoratra an, manana fantasme hafahafa aho izay tena efa ela no tao an-tsaiko tao. Efa manambady aho ary tena tiako io vadiko io. Raha jerena ivelany aho dia azo lazaina hoe vehivavy ordinaire ihany, tsy ilay mpanara-damaody be sns ireny, fa tsotsotra na ny fomba fiakanjo ary. Rehefa anaty acte sexuel anefa dia tena mivadika olon-kafa tanteraka aho fa anatin'ny saiko ao, misy dirty talking bdb mandalo, fa ny tena enjana dia misy imagination 1 mampiakatra be farak'izay haingana ny excitation ako: dia ny FIERITRERETAKO NY VADIKO MIEY vehivavy hafa.

Rehefa niverimberina matetika tanaty imagination ako ilay izy dia farany noteneniko ny vadiko hoe: "misy fantasme be mandalo saiko dia noteneniko azy hoe, tiako izy raha mba mipaika vehivavy hafa, (marihiko fa izaho no vehivavy faharoa niaraka taminy dia lasa vadiny, azo lazaina hoe hendry izy en général). Taitra be izy noteneniko an'izay. Tsy choqué izy fa somary gaga dia nanadiady be ahy hoe inona koa izany mba fantasme an-dry izany? dia noteneniko azy teo moa, dia nifarana tamin'ny fihomehezana ilay izy. Kanefa ny ahy re tena ohatrany hoe te hiaina na te haheno azy hoe nanana aventure kely izany aho aa, ilay m'imaginé azy mikitika vehivavy hafa mihitsy ohatrany fahafinaretako izany. Asa tsy ampy adrénaline ve ny fiainako sa diso calme be loatra relation anay?
Fa depuis niresahako azy an'izay dia rehefa mandeha eny an-dalana izahay dia miaraka mijery vehivavy dia miteny izy hoe: iny izao misy en forme be sns... afaka hanaovako an'ilay fantasme an-dry ozy! miteny an'izany izy dia izaho no excitée bizarre!!!!

Adalana ve izany sa inona hilazana azy?


Dia gaga sy talanjona ny tenako fa dia nisy namoaka sur FB ilay topic ity???
Dia tamy daholo ny olo-masina rehetra nikapokapoka mafy @ délivrance sy ny tariny, sy ny hoe rehefa kely2 dia hiverina hanao anonyme hono. Ilay hanao anonyme hitaraina angamba dia mbola hiandry ela beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee izy vao hisy izany (raha hisy 😁 😁 )
Hmmm dia nihomehy aho namaky an'ireo commentaires rehetra tao. Tsy afaka mamaly moa ny tena fa dia namaky fotsiny no nitokiky.


Miarahaba, Gaga ihany Aho nahita an'ilay annonce teny @ Facebook, ao tsinona betsaka no miseo ho Masina anefa dia Samy manao ny ataony any @ izay misy azy any! Raha ny mahakasika ilay fantasme anao no jerena manokana dia tsy adala enao fa izay mo ilay maha fantasme azy, zavatra tinao Atao be anefa tsy voatery ho tanterahina fa miankina @ ny zava misy, araka nolazainao io no hitondrasako azy, mety tsy ampy adrénaline ilay relation anareo na ihany koa mety ho diso calme enao dia tinao ho hisy feeling hafa eo @ ilay relation, io anefa miankina @ fifampiresahanareo roa Sy ny complicité misy aminareo no mahatanteraka na tsia anle izy. Ilay routine Mila ovaivaina ,miaraha manao zavatra vaovao miaraka. Mila mahay mifanaraka tsara fa raha tsy izany lasa manimba zavatra betsaka ilay izy aveo. Vehivavy toa anao izany zw mahafinaritra ahy ,eo amle hoe tsotsotra ety ivelany fa any anaty acte any lasa olon'kafa, discrète qui cache bien son jeu!


Miarahaba, ay v ka tato le topic nivoka fb e, bref, tsy adala mitsy enao fa samy manana ny fantasme-ny daolo ny olona, même na io vadinao io aza manana ny azy fa izy mety mbola tsy niteny aminao fotsiny ! Tsara ny nitenenanao azy an'le izy mba afantarany tsara anao am resaka sexualité, fa d anjaranareo moa zany sisa ny manantenteraka na tsia an'le izy !
Mazotoa ô


Tena tsy afahafa enao ka! Misy otrizany ..izahay zao nanao izay indraimandeh fa tena nafinaritra ...tena oe adrénaline......io adrenaline io no tena ifampitedavana eto ambonin'ny tany eto...


Fantasme fotsin ngamba ka...ny mpivady samy manana zay revireviny ts azo lazaina hoe adala enao...ny vadinao ko milaza zay mandalo ny sainy fa zany hoe tandremo hany sao de lasa manimba tokantrano fa rehefa esorina ny fefy de mandositra ny alika an...ka sao de nareo mivady samy mandositra nefa tsy miaradia fa samy maka ny alehany...tandremo hany, fantasme reste fantasme aza tanterahina fotsiny e


Tsy hafahafa ianao fa efa maro isika no toy izao. Tsy asiako resaka jugement ity resaka ity fa fifaliana sy fahafinaretan'ny mpivady moa ny resaka eto. Efa niaina en tant qu'invité aho ary couple tanora manodidina ny 25-30 taona teo raha ny fahafantarako azy. Tsy ilay fahafinaretako niaraka t@ zareo no tena important tamiko fa ny fahitana ilay complicité an-dry zareo teo am-piarahana teo, izay tena hitako fa vao mainka nohamafisin'ilay fiarahana manao izay mahafinaritra azy tamiko. Fantatro fa tsy izaho irery no niarahan-dry zareo fa ny tena fantatro dia ilay fanamafisany ny complicité teo no tena tsara. Nanjary nanana io filàna io aho taorianan'io, izany hoe maniry ny hahita ny vadiko hiray @ lehilahy hafa, lasa mi-exciter be ahy na ny fieritreretako an'izany fotsiny aza. Noresahako taminy io resaka io t@ voalohany saingy noheveriny fa mamandrika azy, kanefa (angamba) nahaliana azy ihany koa ilay hevitra hoe miray @ lehilahy hafa. Marihako fa izaho no lehilahy nanaovan'ny vadiko firaisana ara-nofo voalohany teo @ fiainany, saingy taty aoriana dia notanterahiny ilay fiarahana t@ lehilahy hafa (Miaraka = manao RS) ary naharitra fotoana naharitra, saingy (indrisy) tsy noteneniny tamiko fa nafeniny, mety noho ny tahotra angamba. Taty aoriana anefa nanery ahy mafy ilay fantasme-ko dia mbola noresahiko taminy ihany mba hotanterahina, sady nampiako argument hoe "Mba occasion hamantaranao zizi hafa ankoatran'ny ahy izany". Teo izy no niteny tamiko (aveu) fa efa tanteraka antsasany ny faniriako azy hanao @ lehilahy hafa. Vao mainka nanaitra be ny filako ny fahafantarako an'izany fa tsy nisy hatezerana na kely aza, jalousie + excitation no tena nanjaka fa tsy nisy fahatezerana na kely aza. Ankehitriny dia efa fantany io filàko io ary fantatro koa ny faniriany (Mbola hamerina hiray @ olon-kafa); Ny tena fanatanterahana azy sisa no tena andrasana satria mbola olana ihany koa ny fitadiavana ny olona voalohany hiarahanay satria maro ny "voay" ary maro ny tsy matotra kanefa ilana discretion sy fahamatorana ary fahadiovana indrindra indrindra, manampy izany ny hoe physiquement mety aminy ve izahay na izy koa ve mety aminay sns... mbola parametre be. Ny azoko antoka dia éléments mampiakatra libido ny fifampiresahanay an'io na @ izao na mandritra ny firaisana aranofonay.

Aza mihevitra hoe hafahafa fa indraindray io tena zava-tsoa ho an'ny mpivady rehefa tena mitovy fijery....


Manasa anao hiditra ato @groupe de discussion Tana Libertine. Tsy misy hitsara anao tahaka ny any @ fb ny olona ato @ ity groupe ity :
https://bit.ly/3uXFV3v