image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Sanatria tsy hireharehako ilay tranga fa matetika aho tsy mino ny 6° sens an'ny vehivavy hoe mety @ tranga rehetra.Manambady ary efa 5 taona talohan'ny nivadiana no nanomboka niaraka izaho sy ny vadiko. - Tao anatin'io 5 taona io dia in-2 aho no nampirafy azy ka nanao RS t@ vehivavy efa manam-bady aman-janaka namanay iray izay.- 5 taona taorianan'ny nivadianay dia sendra mbola tafaraka t@ vehivavy hafa, ary matetika any @ mission any @ province moa izany tsy resahana ny revy miaraka @ vehivavy ary mpiara-mpiasa daholo ireo satria miasa @ agence an'ny orinasa any @ province.- misy fotoana aho tafaraka @ groupe-na olona mpankafy sexe kanefa tsy olona mpanao partouze fa kosa misy miarakaraka ihany ao anaty groupe, mandeha excursion miaraka @ ireo mihitsy une journée ary occasion hikôtina sipa mihitsy moa ilay izy ary mitohy @ fiarahana antsokosoko ilay izy aty aoriana.Ny mahagaga ahy, raha ohatra aho manafina zava-doza toy ny hoe misy havana akaiky maty, na miresaka @ olona au téléphone eo imason'ny vadiko ka zavatra ratsy no resaka ao, na tsy miteny aza aho dia mahimahina be izy ary avy dia misikotsikotra hoe fa misy inona ? inona no noresahinareo, sns... fa rehefa sendra @ ireny fotoana hiarahako @ vehivavy hafa, eny na dia ilay excursion aza tsy manontany ahy akory izy hoe iza avy nareo no any @ izany excursion izany. t@ io excursin io aza (teo ambohimalaza no nandeha) tsy prévu hijanona hariva tany aho fa niverina nody tany an-trano ny atoandro fa nony tonga tao an-trano aho dia ny vadiko indray no nanontany hoe nga ratsy ny ambiance no tonga aloha be aty an-trano dia noteneniko hoe tsara fa za efa prévu hody. Dia izy indray no niteny hoe za kamo be tsy te hivoaka ato an-trano fa raha te-hiverina any enao de mandehana de lasa indray aho niverina tany sady nentiko kosa t@ izay ny fiaranay. I madama sy ny ankizy nijanona nijery tétlé tao an-trano fotsiny.Lasa ihany ny saiko hoe @ lafiny iray manana ilay 6eme sens izy fa @ lafiny tena ilŕna izany toa tsy manana mihitsy. Asa ianareo vehivavy hafa eto.averiko ihany fa tsy mampirehareha ahy izany fa mahagaga ahy fotsiny


aah...loza zany fiainanareo zany ka...afangaro ao ny asa, ny RS...tsy mahalasa adala ve zany ?Lay vhv efa tsapany marina ka...nila anao izy hamaly hoe aah hijanona miaraka aminareo ato antrano no tiako...de enao lasa tokoa fa juste fihatsapany anao io...de enao latsaka tao anaty lavaka ...