image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bonjour dol, mba saika hanontany ry reto we fahotana ve ny felation na dia mpivady aza no manao azy?merci ho an'izay mamalybonne journée dol


Non, presque ny sipa rehetra no manao an izany @zao


Raha dinihana ny Romana 1 26 Izany no nanoloran’Andriamanitra azy ho amin’ny filan-dratsy mahavoafady; fa ny vehivavy tao aminy nanova ny fanaony ho amin’izay tsy fanaony; 27ary tahaka izany koa ny lehilahy, fa namela ny fanao amin’ny vehivavy izy ka maimay tamin’ny fifampilany samy lehilahy nifanao izay mahamenatra, dia nandray tao amin’ny tenany ny valiny izay tokony ho azy noho ny fiviliany.

Dia azo lazaina hoe ny fanaon'ny gay: lahy samy lahy dia tokony ho fanao entre ny lahy sy ny vavy, inona anefa ny pratique sexuel lahy samy lahy? tsy Sodomie sy fellation ve?

tokony tsy fahotana izany ny fanaon'ny homosexuel lahy samy lahy raha lahy sy vavy mpivady no manao azy , ny mahafahotana azy eto dia mazava hoe pratique tokony nataon'ny lahy tamin'ny vehivavy dia nataon'ny lahy tamin'ny lahy hafa.


Ohabolana 30:20
"Tahaka izany koa no fanaon'ny vehivavy mpijangajanga: Homana izy, dia mamafa ny vavany, Ka dia manao hoe: Tsy nanao ratsy aho."


Tsara ny mamaky baiboly nefa kosa tsy ao anatin'io ny recette rehetra momba ny fiainana, indrindra indrindra ny sexualité...
Amiko raha ts fahotana ny RS dia tsy fahotana koa ny F...Lay ohabolana 30.20 hors contexte, ilay vavany io mety tsy hoe tena vava fa zavatra hafa, azonareo ihany ngamba ny tiako tenenina eto...
Ny RS au sein du mariage dia acte physique et aussi spirituel...izan no tsy tokony hanaovana RS aman'olona ivelany na koa hoe hataotao foana aman'olona zay hita eny...