image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Vita ve zany hoe tena mamela ny heloky ny vady???Ny vadiko mbola tsy nanao ratsy ahy fa raha saintsainiko @zao fotsiny dia miseho milay be za hoe hovitako na inona na inona ratsy hovitan'io vadiko io, saingy rehefa tena mandinika zah dia matahotra be.Misy indray aza lasa saina hoe sao dia misy zavatra tsy azo hamelana heloka aza???


AAAh kosa e !
resaka hafa mihitsy ny fiainan'i lady Di e! tsy misy hidirany eto e!
lay resaka pardon aloha dia toa tsy mety, raha mipardonner indray mandeha dia mety mitohy ndray ny ditra, rhf manambady dia mila mitandrina tsy manaiky fakampanahy, satria masina ny tokantrano. Mila mahafehy tena b mihitsy...atao izay mahasambatra ny tokantrano.