image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

miarahaba antsika,Iza no efa manana retour experience t@ nampanao fenetre alu t@ ireo toerana anakiroa ireo ?iza no tsara asa @ izy 2 ireo, mahay pose tsara?Misaotra


Tsy ireo orinasa 2 ireo no nanao ny anay fa MIM.Presque mitovy vidy @ ANIOMadio fiasa, professionel, tsara ny SAVAleo mangataka devis maromaro


misaotra anao, f'angaha moa MIM manao aluminium fa raha tsy diso zah toa PVC ny azy. Aluminium mantsy no safidinay.


Azafady atsimo fa tsy namaky tsara aho! PVC tokoa ny an'i MIM.


fa tsy iray ihany ve ireo fa ANIO tsy manao afa-tsy norme eropeanina fotsiny


Raha ny fahalalako azy dia samy hafa ny patron na samy sinoa aza. Manao norme asiatique koa ANIO raha tsy diso aho. Efa ela anefa aho no nanontany tao. Fa ohatry ny męme qualité ihany ny entan'izy 2, mety hoe groupe iray ihany tokoa, asa anefa? Misy différence de prix koa anefa fa kely.


Tsy izy 2! Sao mba azo fantarina hoe inona no naha-tonga anareo hisafidy PVC? Misy garantie ve ilay ataon'ny MIM? Dia firy taona kay ny duree de vie an'ny PVC? Ohatra ny ahoana ny vidiny raha oharina @ aluminium? Misy couleur hafa ankoatra ny fotsy ve?


Tao trano>>>> t@ izaho nanao trano dia intéressé t@ PVC koa satria misy avantage izy: isolation phonique et thermique. Fa rehefa nampanao devis aho dia nahita orianasa 3 manao PVC izay tsy tononina eto fa fafan'ny moov (manao pub hono). Iray ihany no nahitako prix mora noho ny alu (tsy io resahanareo io aloha). Ny incovenients dia hitako t@ internet kosa sy forum vazaha:- PVC: ce n'est ni plus ni moins que du plastique (izy no économique indrindra raha any andafy aloha fa tsy valable io eto).- durée de vie (garantie 15 ans any andafy ny entana) fa 30-40 ans eo ny durée de vie. Tsy haiko ireo eto Mada ireo fa tadidio fa origine sinoa daholo ny eto.- feu na haute chaleur; tadidio fa plastique ny PVC ka mora mirehitra sady mi-dégarer fumée trčs toxique (mortelle ho ny vazaha).- réparation: azo atao ihany fa raha vao vaky fa voadona ohatra dia tsy maintsy soloina ilay fenętre na porte. Ny alu mety hoe pepo fa tsy dia olana.Le choix est vite fait aloha ny anay raha samy produit sinoa ihany: alu norme européenne. Tsy nanenenana.


SAV an'i ANIO = zéroMilaza handalo izy satria misy tsy mety kely ny fitaratra nataony fa e e e eMarary fo fotsiny miantso azy !!!Milaza indray izy fa tsy mandeha ny internet !!!!Be dia be ny excuse ataony fa Ndeha atao hoe izahay no ratsy vintana ???


Kay leity e>>>>> na orinasa sinoa hafa tena SAV = 0 fa tsy ANIO ihany, izaho efa tratra (aleo tsy lazaina e).