image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Manaôna daholo ô,Efa nijery t@ internet ihany fa tsy mahita (na tsy mahay manao recherche). Arak'io sujet io dia sao dia manana modčle avenant de contrat de bail LOCATION TERRAIN ianareo ato.Azavaiko: manofa tany izahay. Efa misy contrat de bail. Mbola tsy tapitra ny contrat de location voalohany dia nifanaraka hoe ampitomboina ny durée an'ilay bail. Dia izay no tadiaviko.Misaotra @ fanampiana sahady.


Ilay avenant zany ilay contrat ihany no raisina dia asiana hoe avenant N°1: dia izay article ovaina ihany no atao ao (durée). Simple zany fa aza compliquer-na. Le reste des clauses ne changent pas.


merci WinTV. Eto zany zao ny durée fotsiny no alavaina D ny loyer am lé période en plus no hiakatra.


araka ny lazaiko hoe izay clause na article niova fotsiny no atao ao anaty avenant: durée sy loyer niakatra ohatra, le reste ne change pas.