image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

fa na inn na inn lazainareo de vhv ny reninareo, de manaratsy azy koa izany ianareo>lhl ndray zayEfa resy tanteraka am ty sujet ty, de be vava be, toy ny oe bekibo ny vhv sns, nefa ny zanany iany no tao anatin io kibo io, ra hendry tsy manao bvk>lhl ndray zayRefa mba misy2 vola de lasa be kibo sy fiere ery oe miadana sy tafa ny bandy>lhl ndray zayRefa miakanjo de manontany vady>lhl ndray zay


Misy maimbo frôm be eraky ny trano, lehilahy indray izay,Misy maimbo toaka be nefa be resaka be, lehilahy indray izay,Misy mierotra be sahala @ camion dia tsy misy hatoriana, lehilahy indray zay


Misy tsy mahatanty tonga dia mamaly, sady hors sujet==> vehivavy indray zay!


Tapaka ny tsinaiko fa tohizo


  • Misy be kenona Vehivavy indray zay- Misy ela be rehefa miantsenaVehivavy indray zay- Misy tsy mahatana "secret"Vehivavy indray zay

Misy mandaka alika tsy naninona azy akory, lehilahy indray izay,Misy mandrefy lŕlana eraky ny arabe fa tsy nahalala onona, lehilahy indray zay,Misy manompa @ klaxon dia avy eo milefa, lehilahy indray izay.


FIDELE 35 IS BACK-Mijery bika sy mamboatra volo amin'ny fitaratra fiara eny andalana ==> vehivavy indray zay!-Mividy produit sy zavatra be dia be mameno etagčre nefa 1 na 2 ihany no tena ampiasaina==> vehivavy indray zay!-Mitady téléphone elabe ao anaty poketra, efa tapaka ilay appel vao hita==> vehivavy indray zay!-Mandany andro mitoko resaka sy mifosa vady==> vehivavy indray zay!mbola be dia be fa ireo aloha ny anio,.........Mboha hitohy


Mahita bandy bôgôsy eny andalana dia miova tampoka teo ny famindra, ny fiteny, sady mangata-maso sy manao izay fomba rehetra remarquable mba hikôtiana azy==> vehivavy indray zay! <biz


kalakely2--------------------