zoabaviko zay nifosa an'azy zahay mivady fa lasa tany aminy ndray no saika nalefako tany @ vadikosms:" ny an'i Ramolotra ngaha tsy izay mety aminy ihany"surnom an'ilay zoabavy ilay hoe ramolotra, romotra be ramolotra le!!!!

Ny ahy indray tsy sms fa vocal. Izaho ao anaty fiara miaraka @ vadiko, dia iny misy olona miantso téléphone; mahasosotra be ilay resaka, fa dia mba niezaka hiatsara vela-tsihy ny tena. Fa rehefa vita ilay resaka, dia rafitra nanaratsy izahay mivady: "tsy ho raisiko intsony raha iny no miantso...tena olona tsy misy ilaina azy....tsy mba mahay miantso raha tsy resa-bola...ETS...". Ay moa ilay phone tsy tena tapaka, dia henony daholo ny resaka! Afaka 10 minitra izy niantso indray:"Ay mody tsara fanahy fotsiny ianareo, kanefa...". Izaho moa tsy naka sarotra:" Fantatrao izany ny tena hevitray!"