image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

fa na inn na inn lazainareo de vhv ny reninareo, de manaratsy azy koa izany ianareo>lhl ndray zayEfa resy tanteraka am ty sujet ty, de be vava be, toy ny oe bekibo ny vhv sns, nefa ny zanany iany no tao anatin io kibo io, ra hendry tsy manao bvk>lhl ndray zayRefa mba misy2 vola de lasa be kibo sy fiere ery oe miadana sy tafa ny bandy>lhl ndray zayRefa miakanjo de manontany vady>lhl ndray zay


mora mitsoaka adidy eo am fiainana>lhl ndray zaytsy maintsy miera am vadiny refa misy fanampahan kevitra am fianakaviana>lhl ndray zaytia manakiana vhv eto am ty sujet ty nefa vhv ihany no nivoahany fa tsy vato aman-kazo( asa ny renindry zareo ngamba tsy vhv)>lhl ndray zay


Rehefa miaina ao anaty groupe iray volana fotsiny dia tsy maintsy misy efa miady==> Vehivavy indray izayVao misy anakiray miavaka ny akanjo, poketra, firavaka dia miainga ny fialonana ==> Vehivavy ndray izayManamboamboatra volo rehefa misy bandy mahatara anazy sady manova fiteny==> Vehivavy indray izayMiezaka be amin'ny sary publier-na fa te ahazo j'aime 300 amin'ny facebook==> Vehivavy indray izayVao misy resaka v.o.d.y dia efa adino na ny asa hivelomana aryTsy mahavita miaritra tsy manao R.S herinandroMipitsika fotsiny rehefa bikina ny sipa fa tsy mivaky lohaMikandra ahazahoana mirevy<< Lehilahy indray izay


Ny itiavako ity pejy ity dia ny lhl mitantara ireo vehivavy iarahany miaina, ny vehivavy mitantara ny lehilahiny tapaka mafy mihitsy tsinaiko:tape:tape:tape<banane<rock<rock


Misisika sy Tsy manome lalana mihitsy na dia efa hahatonga accident aza: vhv indray zayBe klaxon sy tsy manana patience eny andalana: vhv ndray zayBe fangatahan-dalana nefa tsy mba mandefitra mihitsy: vhv zay


-bakiraro maimbo from anaty bus na ririna na fahavaratra :: lhl ndray zay-tendakanina b mihosomenaka ny vava any @ restaurant refa mikaly atoandro, beurk :: -lhl ndray zay, aleo livrer-na ny kaly fa tsy tafa miaraka @ reny-maimbo elika be nefa


avy mipipi tsy mba manasa tanana, ary mipipi eny am zao rehetra izao, tsy mba mahalala madio mintsy>lhl ndray zaymanambola refa irevena am namana fa tapaka lava refa any antrano>lhl ndray zaymandrorarora sy mandrehoka eny rehetra eny, sy mba manao pataloha taille basse ono nefa ny kilaoty efa maloto toy ny zaoridira>lhl ndray zaymiseho azy milay refa mamo nefa ol faible refa tsy mamo>lhl ndray zay


Fa ty sujet ty nge natao ho an'ny lehilahy e! tsy mila vehivavy miditra mihitsy eto, mamorona sujet hafa ianareo vehivavy dia alaivo tahaka io sujet io fa hovay fotsiny hoe: "LHL" (les héros libre)


tampeno ny daomy ra FIDELE35 a! asaivo mamorona hafa ireo,tsy mahavaha tena sady tendan-kanina dia be kibobe, mitady izao fomba rehetra izao hanenana tena, zumba e!, tambavy e!, fitness e! fa eee! mazoto homanabe dia tsy mihena mitsy, iza moa izay?.....<roll......manjary saropiaro amin'ity vhv kelikely rehetra ity, iza moa izay?.....<graduation......."vehivavy indray izay" :-clap


mitady anampina domy (FIDELE sy ouwain) oopss<torana hay kay nareo lhl (lhl ndray zay e) ataoko fa mba vhv