image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Nanofy aho hoe nanenjika ondry dia izay ondry tsara tarehy rehetra nalaiko avokoa, avy eo nony farany dia izaho indray no nenjehin'ireo ondry. Gaga aho nony nifoha satria izay aho vao nanofy ondry sahala amin'izanyMety misy afaka manazava ve ato amin'ny groupe?Mba mangataka izay mahay azfadyMisaotra tompoko


Ondry : Efa novaliana atsy amin'ny fafana mikasika izany ny fanontanianao, mety ho fanampim-panazavŕna no entina eto, ndrao tsy azonao ilay hafatra :Misy tranga nahatonga anao ho manam-pahefŕna amin-javatra iray, io ilay sarin'ny hoe manenjika ondry ka maka izay tsara rehetra..,(fahefŕna izany) , saingy nohon'ny fahadisoana vita dia mifototra ilay nananana fahefŕna. ( Vakio ilay 1_Samoela 15)