Iza no efa nanonofy nanao RS ankaotrany vadiny?Manambady aho ary efa 12 taona niarahana izahay, saingy tato ho ato aho dia manofy manao rs fona @ olona hafa, 1- nanonofy aho fa nifindra teny akaikin'ny tranon'ny sipako taloha izahay no nipetraka ary dia tafahaona t@ io sipako taloha io ary niaraka niafina, nanao RS fona2- nisy namako mpiara mianatra tamiko zay efa ela be, fa mba notsiriritiko izy io t@ zany saingy tsy tafaraka taminy mihitsy moa za, kanjo t@ nofy no nahitako azy ndray ary dia niaraka niafina sy nanao RS izahay3- cousine any vadiko, mipetraka eo akaikinay iany koa no azoko nofy nanao RS tamiko. iza no mahafantatra ny dikan'izany?