image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika mpamaky ity forum ity.Mba te hanontany ny hevitrareo aho, indrindra moa ireo izay mahalala sy mety efa niaina ny zavatra lalovako amin'izao.Kristiana ny tenako, nohon ny asa sy ny fitaizana dia tsy mbola manana andraikitra any ampiangonana aho nefa tena mpino ary miezaka isan'andro manabe sy manoritra lŕlana ho an'ireto zanako amin'ny finoana kristiana.Telo taona lasa izay, nandalo sedra mafy izahay ary tafalatsaka lalina tanatin'ireo sujet nambarako ireo ny vadiko,milaza izy fa itoerana zazavavindrano, miresaka amin kalanoro ary lasa tena mandala tanteraka ny finoana nenti paharazana, tany amin'iny faritr Ambatondrazaka iny moa no nandraisany izan reetra izany.Vokatr'izany anefa, nifandrafy ny fianakaviana, very ny fanananay, very ny hasin ny tokatranonay. Fa na izany aza, tsy niala teo akaikiny aho,satria marary tsy zakako ny hampizaka ny tsy fisiany imason ireto zanakay na inona nitranga na inona niseho. Ankehiriny anefa, na betsaka aza ny simba, tsy miova izy, ary io sujet io mampifandona anay presque isan andro, satria raha nivady izahay, tsy ohatr izao no nahafantarako azy, isan andro aho mivavaka, alohan ny hatory mitarika ny ankohonako mivavaka, miara mivavaka aminay izy nef avy eo misy efitra izay ao aminay itokanany izay tsy tiko ho fantatra akory izay hataony ao.Mihevitra aho fa tsisy issue intsony ny aminay, izy tsy mety manaiky ny réalité, mino sy matoky fa tsy diso amin izay tsy mety nataony, mino sy miandry zavatra tsy takatrin ny saina, tsy azo raisonerna intsony fa vao miresaka sahala amin'ny very saina angaha.Malahelo ary te hanampy azy aho nefa tsy hitako ny hevitra, fantatro fa mirafy amin ny finoako ny finoany ary tsy sitrako ny hisian izany ao an tokatranona, tiako izahay hanana fijery tokana, amin'ny fanabeazana ny zanakay nefa amin'ny fomba ahoana? raha efa maro ny loza naterak io finoany io, tsy te hiaina mihoatra izany aho nefa ny mpivady tokony ifanohana, hifanampy, hifanoro, ny mariazinay natolotra teo anoloan Andriamanitra, mino tanteraka aho fa tsy maitsy handresy


Fanampiana mou le angatahinao ralahy ka de mitondra anjara biriky kely za:Ao Itaosy ao @ St Michel misy Mompera iray atsoina @ anarana oe MICHELIN; izy io kou dia nomn'ny Tompo fahasoavana hamaha ny olan'ny mpiarabelona. koa mba mandehana manatona azy ianao , ary mitafa aminy fa mety hahasoa anao sy ny vadinao izanyMiala tsiny betsaka @ i Mompera fa hitako oe tena au bord de la deception totale ity ranamana ity ka natolotro azy eto ny anarany sy ny adiresy


AO AMIN'NY ST IGNACE IO TOERANA EO ANDROHIBE IO, ZA EFA NANAO LA RETRAITE TAO FA TENA LAFATRA BE AO


askingwhy > mandehana ento ery @ mon gouter , andrefan'Ambohijanahry ao @ Fiangonana Vahao ny oloko fa mila delivrance izany vadinao izany fa voafatotry ny fanahy ratsy.tena afaka io fa mandehana eny, mivoha isan'andro ao ary mandray olona !


Salut askingwhytoa tsy novalianao ahomi insiste aho ny hihaona aminaomirary soa


Miarahaba antsika rehetra.Tena misaotra ry zareo tamin'ny toro hevitra isan karazany fa tena nanampy ahy avokoa.Izahay mivady hatreto aloha mbola miara dŕlana, tsy kivy velively aho fa mino sy matoky fa Andriamanitra miahy sy mitantana ny tokatranonaya ary mbola mijoro sy vonona ny hiady aho.Katôlika Fôpla, Ralaizaka>>> i Mompera Michelin no nanantonako, tsy hitsara izay fomba nandraisany ahy aho aloha fa ny azoko ambara dia tsy nahafapo ahy ny diako, angamba noho izy be andraikitra. Izaho irery moa no tany aminy ary ny herinandro nandehanako tany nangataka izy n hiverenanay mivady, ny olana tsy afaka nanokana fotoana ho anay izy iny herinandro iny satria feno dia feno ny progr*******, izaho anefa miditra miasa ny herinandro manaraka ka tsy afaka manapaka intsony raha tsy elaela indray.Efa noresahiko ny vadiko ary nanaiky izy ny amin ny hanantonanay an i Mompera Michelin, na inona esoteny azoko avy aminy, tsy maitsy todiko any izahay.Dia izay ny tantara piainanay fa dia ho itantsika eo ihany ny mbola mety ho tohiny.


Tsy haiko aloha ny mikasika anao fa toro-hevitra ny ahy :- manokŕna fotoana manokana, mitokŕna efitra, dia mandohaliha ary apetrao eo @ Jesoa Kristy ny olanao ary MISAORA AZY,- rehefa apetrakao dia aza eritreretina intsony (sarotra io zavatra io satria MILA FINOANA BE DIA BE)Diniho fotsiny ny nataon'i Kristy t@ nanangana an'i Lazara t@ maty. Nivavaka izy dia avy eo nisaotra ny Ray avy hatrany (alohan'ny hitsanganan'i Lazara. Porofo izany fa rehefa mivavaka ianao ka mangataka mikasika io tranga eo aminareo mivady io, dia misaora avy hatrany.Aza adino ny mivavaka ihany koa hanala ny fakan'ny fahotŕna (tsy ny vadinao ihany no alŕna heloka fa alŕna ihany koa izay mombamomba azy). Io ilay hoe fanadiovana tanteraka ny environnement iainany.Ny Antony hilazako izany dia tsarovy fa raha mivavaka ny olona iray, dia tsy hamela izany maimaimpoana ny devoly, fa mba hiady koa izy hahazoany ny anjarany. Izay no mahatonga ny mpivavaka hilaza fa ny olona iray tsy manana olana ara-panahy kanefa tena ao anatin'ny ota dia tsy ahoan'ny devoly intsony, satria efa azy. Ny ady ataony dia ny hanŕla ny olona misalasala ho any aminy.Mahereza dia Mahatanjaha ao @ Tompo.


askingwhy>>> "izy tsy mety manaiky ny réalité, mino sy matoky fa tsy diso amin izay tsy mety nataony, mino sy miandry zavatra tsy takatrin ny saina..."Mino aho fa miresaka RANO aminao ny vadiao matoa ianao miteny an'zany e?Afaka manampy anao aho fa tsy eto.Meo top ny bandy de ampiko enaoZay?