image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

zoabaviko zay nifosa an'azy zahay mivady fa lasa tany aminy ndray no saika nalefako tany @ vadikosms:" ny an'i Ramolotra ngaha tsy izay mety aminy ihany"surnom an'ilay zoabavy ilay hoe ramolotra, romotra be ramolotra le!!!!


Tsy sms fa message t@ fb. Tsy fifosana fa resaka tsy tokony ho itan'ny vadiko mitsy kanjo lasa tany aminy. gaga izy satria tsy nitohy @ ilay resakay mitsy ny tohiny voarainyFanontaniana avy hatrany: fa iza no miresaka aminao ao


nena sms tokony nalefa tany am vadiko d lasa tany amin'lay namako izay, izao lay izy:ndao amzay io aterina fa makaleo b mihaino azy kkkkkkkrrrrrr


Misy correction automatique lay phone ampiasaina d nandefa message tany amin'ny olona sady resaka asa d tokony nanoratra hoe "amfiry ny fotoana" d "am*******" no voasoratra <MDR<MDR


Ny ahy indray tsy sms fa vocal. Izaho ao anaty fiara miaraka @ vadiko, dia iny misy olona miantso téléphone; mahasosotra be ilay resaka, fa dia mba niezaka hiatsara vela-tsihy ny tena. Fa rehefa vita ilay resaka, dia rafitra nanaratsy izahay mivady: "tsy ho raisiko intsony raha iny no miantso...tena olona tsy misy ilaina azy....tsy mba mahay miantso raha tsy resa-bola...ETS...". Ay moa ilay phone tsy tena tapaka, dia henony daholo ny resaka! Afaka 10 minitra izy niantso indray:"Ay mody tsara fanahy fotsiny ianareo, kanefa...". Izaho moa tsy naka sarotra:" Fantatrao izany ny tena hevitray!"


Fa fadio re olon any mindrana telefon'olona mba hiantsoana an!Ny ahy nt tel. dia mi enregistre automatique ny conversation rehetra.Indramin'ny zanako le izy iresahany rdv amin'ny sipany, dia ampihainoko azy ihany avy eo ny resaka nataony. Soa fa tsy niteniteny foana.