image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Inona no hevitra nampitaotra anareo tamin'ny taloha! Ohatra: raha vao manatelina vonina voamadilo dia maniry any ilay izy d mivoaka amin'ny orona ny raviny....Alefao ary hihomehezana e


lava nify raha vao miteny eo am-pisakafoana... Mbola teneniko an'ilay zanako izany amzao!


Rehefa matahotra ny bedy any ampianarana dia mikiky izay ravin-kazo iray izay: alŕna ilay maitsomaitso maha ravina azy iny mba mamela azy ho manify kely (membrane)


Revo kasian'ny lehilahy de bevoka lol


Mpangala zaza no ampitaorina anahy taloha! tsy maazo mandendeha irery mivoka ny trano fa misy tomobila 4X4 mangala zaza miodiody any ivelany! Nataotra be tamin zany


Nofeperana mafy mitsy zahay taloha mba tsy hanondro fasana @ fanondro fa boka hono!! mila aforitra zy vao manondro!Lehibe aho izao, fa mbola tsy sahy manondro fasana mivantana ihany (*


asiana charbon eo amin'ny tampon-kandrina rehefa mivoaka alina sao arahan-dolo, indrindra ny zazakely.


Tsy mahazo mandaka rindrina fa lazaina fa hoe mahafaty renibe, tsy mahazo mikapoka olona amin ny sotrobe fa lasa mivadika gidro ilay olona avy eo


tsy maazo mivoka alina oun so lanin'i KAKABESOLA :-laugh:-langue hahaha taty aorina vo fatatr oe ay ts mis akory izany


za t@mbola kely tena natahotra rŕ (sang), eny fa na hatr@zao ary moa, tsy zakako mintsy ny mahita olona maratra na ôtr'zany, dia rehefa sendra mianjera ohatra ka maratra dia mitomany be, dia ozy neninany hoe raha vao mitomany dia mivoaka eo @ilay ratra ny vary nohanina, fa tena traumatisé, hatr@zao za mi-imaginer an'zany hoe raha izany tokoa moa no marina, fa tena mbola marikoditra