Inona no hevitra nampitaotra anareo tamin'ny taloha! Ohatra: raha vao manatelina vonina voamadilo dia maniry any ilay izy d mivoaka amin'ny orona ny raviny....Alefao ary hihomehezana e
Inona no hevitra nampitaotra anareo tamin'ny taloha! Ohatra: raha vao manatelina vonina voamadilo dia maniry any ilay izy d mivoaka amin'ny orona ny raviny....Alefao ary hihomehezana e
za t@mbola kely tena natahotra rŕ (sang), eny fa na hatr@zao ary moa, tsy zakako mintsy ny mahita olona maratra na ôtr'zany, dia rehefa sendra mianjera ohatra ka maratra dia mitomany be, dia ozy neninany hoe raha vao mitomany dia mivoaka eo @ilay ratra ny vary nohanina, fa tena traumatisé, hatr@zao za mi-imaginer an'zany hoe raha izany tokoa moa no marina, fa tena mbola marikoditra