Efa teto ihany ity fa averiko indray. HAndeha hitsena olona teny Ivato za, somary efa tara vao afaka niala taty @ ville dia nandeha mafimafy satria ora iray alohan'ny ahatongavan'ny fiaramanidina vao niala. Nisy embouteillage be teny @ route digue, namono motera mihitsy t@ izay. Za @ io miasa saina be hoe ahoana no hatao raha tsy tratrako ilay fotoana, za mahalala ny anaran'ilay olona fa ilay olona halaina tsy mahalala ana akory. Eo am-panarahana embouteillage eo za no nifanenna tamina razoky manosika bisikileta (vaky pneu), dia nanontaniako lery:"fa misy inona ao aloha ao remose ? Dia namaly lery " misy embouteillage". Saika ompa variraraka no nomeko an'lery