image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916
  1. Mivoaka ny efitrano: tsy manapiaka jiro, tsy manidy varavarana2. Mandro: avy manosotra savony dia tsy averina anaty fitoerany ny savony fa tavela anaty rano ao3. Avy mandro: alatsaka amin?ny tany ny serviette avy nifafŕna dia atao ?serpillčre?, nefa averina ahantona indray avy eo! (na avela amin?ny tany eo dia lasa mivoaka?)4. Avy mandro: petsapetsa feno rano ny douche fa ?tsy olana?5. Eo am-pisakafoanana: ny sotron?ny tena no akŕna laoka itambarana (mitsabaka), milelaka antsy, atao maneno be ny ro na lasopy sotroina amin?ny sotro6. Tonga avy miasa/mianatra, manala akanjo dia atsipitsipy eny fotsiny ny lamba maloto fa tsy atao anaty fitoerany7. Maneno ny réveil amin?ny maraina dia pihina fotsiny: ?aleo aloha hakahaka kely 5min??. Dia tavela eo --> tara soa aman-tsara!8. Eo am-pitondrana fiara: mifanena amin?olom-pantatra tampoka, tonga dia mijanona eo am-povoan?ny arabe fotsiny, tsy maka sisiny, mibahana ny hafa9. Hiborosy nify: asiana dentifrice ny borosy nify, alefa mafy be ny rano handemana ilay borosy nify, dia lasa daholo ndray ilay dentifrice?10. Mibango volo eo anoloan?ny fitaratra ambonin?ny lavabo: latsaka ao anaty lavabo daholo ny volo nefa tsy esorina --> tsentsina foana ny lavabo!

  • Mampiasa dentifrice vaovao: tonga dia eo amin'ny "kibony" no potserina

-Mivoaka ny biraon'olona dia tsy manakatona varavaranatena tsy tiako mihitsy ny olona manao an'io


Manoka-bilany de tsy saronana fa avela eo de ny saka no maka ny ambinyManatsatoka fera de avela eoMampidi-doza beuuu


Vao miditra ao an-dakozia dia sokafana ny frigidaire. Mihodina kely dia averina sokafana indray. Efa ho im-10 manokatra frigidaire na dia efa fantatra izao aza fa tsy niova ny ao anatiny ao...