image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salut e, nankaiza ilay resabe fa voafafa? Ity misy groupe e! Voil… quoi, ce qui va nous faire du b‚n‚fice dans le futur. Y a moi, Bruce et Shinato + d'autres moins connus pour le moment! 15 membres actuellement fa je vous invite hoe hiditra ao. Ciao les gens.


Zoky////f'angaha leiretsy dia izay miara miasa @vaza rehetra ity dia lazainareo fa manopo vaza daholo e. Mba velaro ny saina fa tsy handroso mihitsy isika raha izao foto-pisainanao izao.


ooh roa mirongatra izay tsy izy ireto zandry mpikirakira manga sy comics ???.tsy ireo lien natolotra ireo no tena izy ry zareo t@ izany .Ireo tena gaigy t@ bd t@ izany dia mipirina betsaka izy ireo.Toa an-dry rafally, ralery, jocelyn, rather's, richard kely, Gilbert tiana ratovohery, rafanoela, tojo sns..... A@izao fotoana fa manomboka miseo any ivelany ny sasany @ izy ireo, tsara izay satry ny nandehandeha nizeta tany foana hatramin'izay d ireo saribakolin'ny vaza. Tsy izy rehetra akory, fa ny maro @izy ireo. Ka hany ka tsy d nisy votratra firy ny bd gasy.


Mamy a, aoka izay ny fampiadiana olona, tapaho io volonao io fa efa mba ampy izay. Ataovy tsara ny asa fa aza variana eto @ forum. Roasin'ny vazah eo anie enao e.


Efa manomboka fantatry ny maro @ zao fa mivoatra be ny BD gasy. Anisan'ny sangany @ zany Didier Mada BD, Tojo, Rafally ary Nary. Ho hitansika ato ho ato fa hipoaka be io Chapeau Noir n'i Nary sy Rafally io. sady Koulera ilay BD. Style Les lombards genre Largo WInch ireny. Fa hitako ao @ synopsis n'ilay Chapeau noir fa gasy ny h‚ros nefa internationale ilay BD.


hodorZa zao vao nijery le pilansa crayon an'i didier mada bd an'le t3 even fa taiky b mitsy an,efa avo b mitsy ny niveau an'io mpanao bd gasy ray io. ka aleo mitsy hidiran'ireo tena henjana mitovy aminy fa tsy ireo talo opportunista fotsiny fa ny asa tsy makaiza mitsy e.Vao nojereko tao @ site ao la reunion tao zao le couverture le an'i dwa sy paovy fa maka tahaka fotsiny ny couleran'ny couv n'i didier mada bd @ le fond rouge b io. Fantatra eny foana ny tena mahay sy mpaka tahaka sy oportunista.nen'i farahaingo kou hitako tena matotra be fa tokony tohizana mamaoka bd foana kou lou izy iny e.Tojo rafally didier mada bd farahaingo de efa aman-taonany maro no nilomano tao @ tontolo ny bd tao ka rariny raha manana experience raha oharina iretsy marionety bdbd nalefa nisolotena tany ivelany tany foana.ra tsy diso ny fitadidako de Nary koa efa mpikarakara hetsika bd tany mahajanga tany taloha sady zournalista no karikany kou izy io tao @ express mada taoLavitr'ezaka b io bd io fa zay tena maharitra ao ihany no tafa, tairo fa zay koa makafy hatrany.Miandry ny bd an'i razandry sy ralery ko ny aty, fa anisany tena niady ny bd gasy koa ireny, sady tena bd gasy fa tsy saritsariny otran'ny an'ny sasany.Misy tary ao nosy rahavavy ao aza moa efa nilaza fa citoyen du monde lery efa nofiran'i lery zany zo-pirerena gasy izany. Sady mety misy tetik'adi'ni lery ko io fa te ahazo zo-pirenena frantsay ledada, @ ny fandokadokafny ao @ fe boky ao ny teny frantsay milay b fa we ny zanany miteny frantsay no hainy. Midika ireny fa mikotikoty ny fitondrana frantsay we omeo ahy ny zo-pirenena frantsay.


Ndana @ zay mamorona antoko politika ra pov raha sahy ty e, mba ahazahona interet manokana e, ty mantsy efa zatra @ fanararaotana ny tombotsoan'ny hafa e.Efa miditra tsimoramora @zay io ny tena henjana @ bd gasy izay tena mpanao bd gasy. Hakao namana indray koa i Gyy Rivo ekipan'i Ra8 mba hazahoana tombotsoa manokana e. Ho very eo koa i Guy Rivo sy i Ra8 raha tsy mandinika tsara hoe izy @ ireo mpanao bd gasy ireo no tena azo hiaraha-miasa. Tsy we akory hoe izay ireo i miaraka @ amerilok ihany no azo hiaraha-miasa. Maro ireo miaraka @ frantsay koa no azo hiaraha-miasa.Tokony ny fahaizana no jerena fa tsy resaka hoe miaraka @ frantsay na amerlok na chintok sns...


Tsy misy henjana amin'ny BD izany eto na Tojo na Rafally na Pov&Dwa na Farahaingo na Ra-Lery na Zandry na Ramafa na Riri sns. samy mpilalao daholo izay ao antin'io taranja io. Ny mpakafy sy ny varotra no hijerena azy fa tsy ny izatsy na zaroa.Samy manana ny mpankafy azy daholo ny mpanao tantara an-tsary fa any amin'ny isan'ny boky lafo na Gazety no ahit…na azy hoe"ny an'iza no mandeha".Ny "Satroka mainty" an-dr'ingahy Rafally mbola tsy diffus‚ dans le bac; noho izany ho hitantsika eo ny fandehany aorian'ny fivoahany.


MisterTaloha zany we any @ bd lafo no ahitana ny henjana, satry @ zao fotoana de ny multunational no tompon'ny pouvoir, ka raha tiany difuser na lavitra b ny bd anao sy misy visibilit‚ forcer na ho vidian'ny mpamaky de mande foana ny bd.Fa raha tsy tiany ho misy visibilit‚ na de henjana aza ny bd de tsy ahazo lecteurs mihitsy akory.Zany no zava-misy @ bd @ zao fotoanaka aza gaga daholo ra misy bd tsy alehany graphiquement na scenario nefa mande, satry de ny multinational no manezaka hampividy ny olona ankolaka @ pub isan'andro, misy tanjona tian'le multinational ahatongavana matoa tonga @izay.Ny resaka gazety indray de tsy ahitana taratra mihitsy we mande le bd ao anatiny ao satria liam-baovao fotsiny angamb any olona ara-politika na fait divers sns fa tsy w misy bd no hividian'olona azy...Ny fantatra alo @ zao de ny gazety Ngah no betsaka bd kokoa noho ny ahafa ary tena mande tokoa io gazety io.Ary ny gazety rehetra eto koa de tsy misy mahaleotena daholo ny akamaroany fa ny multinational no mibaiko ny mpiasa ao aminy erak'izao tontolo izao.Ny gazety Ngah ireny ihany no tsy ao anatiny fa tena tompony. Ka tsy io resaka lecteurs io mihitsy no hijerena hoe henjana ny bd fa eo lafin'ny asa @ akapobeany.


Tsy hoe manaratsy ny Manga sy ny comics fa tokony mba hanana ny maha izy azy kosa ny BD gasy fa tsy rehefa mahay manao manga dia hoe mpanao BD gasy izay.Tokony hanana ny style ny avy ny mpanao sary gasy fa tsy mora rebireben'izao rivotra mitsoka avy any ivelany rehetra izao. Mampalahelo mihitsy ny mahita ny ankizy avaizo manao manga maka tahaka ny japoney nefa anie azo atao tsara ny mamorona style gasy e.Ratsivalaka, Richard ary Riri izao no hitako hoe nahay nanao adaptation style manga @ BD gasy.Didier Mada indray moa dia nahay nanao adaptation n'ny tantaran'ny laFrantsa t@ andron'ny Henri II ho lasa BD gasy. Hita miharihary be mihitsy fa mbola artisanal be ny fomba fanaovan-tsarin'i Didier nefa moa afa-po ny sc‚nariste-ny dia efa ampy an'i Didier Mada angamba izay.Chapeau Noir indray moa mbola tsy nivoaka fa ilay thŠme dia tena ambitieux be. Raha miakatra ambony be ve ny niveau- n'ny sc‚nario ao @ io Chapeau Noir io toa hoe miresaka cybercriminalit‚ moa izy izay. Ny fanontaniana mipetraka hoe mety ho ambony koa ve izany ny niveau n'ilay dessinateur? Rafally aloha western no tena nahafantaran'ny maro azy fa mety vaovao aminy koa ity resaka cybercriminalit‚ ity.Efa mandehandeha any @ Fe sy boky any ny pejy voalohany amin'ilay chapeau noir fa tena raitra aloha e! Asa ahoana ny hevitrareo forumiste ato?