image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salut e, nankaiza ilay resabe fa voafafa? Ity misy groupe e! Voil… quoi, ce qui va nous faire du b‚n‚fice dans le futur. Y a moi, Bruce et Shinato + d'autres moins connus pour le moment! 15 membres actuellement fa je vous invite hoe hiditra ao. Ciao les gens.


Ahoana koss mo no tonga d tenenina we bd nationalista ze miresaka bd momba an'i Madagasikara ? Ny frantsay ny amerikanina sy japs miresaka ny momba azy de lazaina fa nationalista daholo v zany reny bd reny.Ny frantsay zao manao bd asterix bd somary historika io, nefa io bd io de miparitaka erak'izao tontolo izao fa tsy ao frantsa ihany ary tena mande tokoa a.De refa miresaka ny momba an'ny vahiny v zany de tsy nationalista fa refa miresaka ny momba ny gasy de we nationalista.Tsy azoko l resaka.


Eko_____ Matoa tsy tafiditra de mbola tsy tena pro zany eo @ asanao, miezaha manana niveau vao tafidita ao. Io gpe io tsy otran'le gpe bd gasy illustrateur, peinture io, ny ao de mifangaro ao daholo na zazavao na pro.Ny pro tao talou, toa an-dry farahaingo, alban ratsivalaka etsetsa.... aza tsy hita ao intsony mandefa asa,fa sao oaina be @ ilay miaraka @ reo zazavao.L fikanasan'i Ramafa hamoaka gpe Tantara an-tsary gasy io zao tokony tena reo pro no ekena ao fa tsy izao mpanao sary rehetra ity akory, tokony misy kritera hidirana ao, fa manamaibo ny bd gasy fotsiny @ ity asa tsy s‚rieux rehetra ity. Vao mba mahaihay manao portait sy maka tahaka manga kely de eken-dry zalah @ l gpe bd gasy illustrateur peinture io


Makeuff,henjana alo ny asan-dreo fa tsy manana bd mivoaka anefa ry zalah


taiky b koss le couv le bd chapo noir an'i Rafaly sy Nary. Eo @ lafin'ny sary alo d hita fa efa manana experiansa b rafaly, na de hita ihany hoe vita kimaimaika le sary. Tokony mbola mahavita bd milay no io i Rafaly ra tena mikaly.Zey no hitako ao @ le atolotr'i Nary @ l gpe chapo noir ao. Hita b ko hoe mifakatahaka stila i Rafaly sy Tojo.Mitovy bd stila izy roalahy. Asa iza no naka inspiraka an'iza ???Asa na mano ahoana ny scenario aloMety hip“ka ko ny vente io fa lafatra le asa alo ra ny fijeriko azy.Fa tazoko ao @ le atolotra @ le detail @ gpe koa fa le resaka tomobilina, de hita oe nicopier ni calker n'i Rafaly le tomobilina bddb tao hihihi.Za v ozizy lery hamaky loh an'io fa de tonga de calker fotsiny @ zao ze photo hitako @ net hihihiih


Maka inspiraka william vance be ilay couverture. Bon tsara e.Aleoko ny ahy maka inspiraka fanco belge toy zay manga sy comics, efa tsara alo zay.Sady manga sy comics tsy miady mihitsy @ ny sujet gasigasy. Ary ny stila bd franco belge de afaka mi s'adapte @ pays na aiza na aiza.Nisy nilaza mantsy teo fa bd nataon'i Arhur dia naka inspiraka stila vaza. Marina zany fa stila fanco belge sy italien no nakany inspiraka fa mety tsara satry ny toe-batany mpilalao ny bd an'ireo de tena gasy tokoa. I Benandro koa naka inspiraka blueberry fa hita mitsy hoe gasy be ny tantarany paysage ao anaty bd ary afaka mi s'adapte tsara mitsy @ bd sujet gasy.Fa raha manga izany sy comics bokon'ozatra de tsy mety fa tsy be voamaso daholo sy bokon'ozatra daholo akory ny gasy.Tohizo ilay bd fa tsara e.Jereo tsara fa izay naka inspiraka manga sy comics de tsy nahazo edition any ivelany mihitsy hatramin'izao, fa izay naka inspiraka franco belge ihany no betsaka eken'ny editeur any ivelany.Farahaingo, tojo, didier madabd de tena stila franco belge be mihitsy an.Ny an'i pov sy dwa de naka inspiraka kely manga na de hitan-dry zalah fa tsy tafa de io hamoaka bd somary stila franco belge io ry zalahy zao. Tsara rehefa tonga saina fa tsy niziriziry tao foana.Hery shinato de tena anisan'ny tena mahay tokoa, fa tokony ho tonga saina hamoaka bd tena gasy fa io sujet ataon'i lery io de tsy ahita rirany an'io lery any ivelany, fa efa betsaka no manao an'io.Mila bd tsy fantatry ny any ry zareo any, ka izay no tokony hanaovany bd gasigasy raha ho tonga saina i lery.Io stila bd ataon'i lery io de efa nataon'i thierry 3 d sy bruce art io fa tsy tafa mitsy ry zalahy ireo ary tsy nahazo edition mihitsy tany ivelany.Ka raha mbola tsy tara dia miova famindra haingana ry hery shinato. Manana base na dessin sy tena henjana tokoa io zalahy io fa mila mitrave gasigasy otran'i tojo sy ny n******* raha tena te ho tafa any ivelany any. Hevitra iny fa azy ny mieritreritra.


huhhuhu diffusion an-dra tery 3 d v hhuhuuhh gpe 15 fotsiny zareo ao, nen'i gpe n'i chapeau noir ngefa efa ho 68 ny isan'ny mpikambana huhhuhhu . Nen'oul tonga de boky fa tsy gazety na fe sy boky. Ka aiza le be taim-bava teto oe stila manga sy comics e.Io zao nen'i rafaly bd gasy sy afrikanina , sady manjofaka be le stila huhuhu


Ary aiza foana ny bd an'i razandry no tsy hita mihitsy e.Mila boky ny olona fa tsy aseoseo fotsiny @ internet sy face boky.Na dia hita aza hoe tsara ireo pejy maromaro aseony @ face boky.Dia tsy mahita lalana mihitsy ve mamoaka ny bd an"io razandry io.Io zao i tojo sy rafaly tokony manosika azy aseo @ ilay editera ao la reunion io.Atoseo izy io rafaly fa aza avela fotsiny @zao ity akama


Paibeor‚Sady izy in spida b manao bd fa tsy otran'ny any sasany mihebotra lava ny fahavitan'ny bd any , mitady excuse lava , zey hanalany vaza t@ farany hor hor hor


Paibor‚///Ze lazain'ty na mieboebo na ze lazain'ty azy alo, fa i rafall @nay no tena henjana eto, firy taona zey zey bandy mivoaka any ivelany teto zesta fotsiny tsisy apoka refa tonga any.Aleo @ zay hidiran'ny henjana fa ela fidona reto saribakoli'ny sentre kolotoraly reto.Ny fantatray tena henjana @ bd eto ary afaka miaro ny voninahitry ny bd gasy any ivelany de i rafally didier mada sy tojo ary farahaingo, sisan'izay zesta no betsaka no sady saribakolin'i sentre kolotoraly daholo.