image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Manahoana daolo,Misy olona anakiray zay nitaraina hoe leo an'ireo lelahy tanora sasany izy satria hono ankizy miala sakana ry zareo. Ahoana kay zany ?misaotra


zms.. : Ny miala sakana dia taonan-jatovo izay hahatsap…ny fa misavorovoro ny hevitra rehetra ao an-tsainy, tsy fantany akory izay tena ilainy sy tadiaviny fa varian-drendrarendra eny izy (atopatopan'ny alon-drano), sedra iray izay hamant…rany ny maha-izy azy nefa raha toa ka tafavoaka soa amantsara eo izy