Soa ihany fa misy ny internet, mipondraka daholo ny nafenina. Io laurence Ratsivalaka io dia be tai-bava be taloha hoe rehefa ny centre no mitarika expo dia tonga daholo ny mpanao bd gasy fa rehefa ny gasy no mpitarika dia tsy misy hita, satria izy mantsy nitarika hetsika expo BD teo analakely t@izany, dia nahazo avara-patana t@ mpanao gazety dia nopalan'io Laurence io ny mpanao bd gasy niaraka t@ centre kolotoraly vazaha. Kay avy eo taty ambadika izy io nandray anjara concours nokarakarain'ny vazaha. D‚go–tant mihitsy marina mafy.Misaotra namorona ny internet fa izao vao tena misy ny mangaraharaha tsy azo monopoliser na intsony ny bd gasy eto @ nanata @ izao.Izao no tena fifaninanana tena izy fa tsy izao mahitahita teo @ fitondrana taloha foana no mibaha-toerana teto.Ka na inona lazain'ireo milaza manaratsy ny centre vazaha teto, raha tsy izy ireo nanampy ny mpanao bd gasy dia tsy ho tafakatra @ sehetra iraisam-pirenena ohatr'izao ny bd gasy.Tsy milaza aho hoe tonga-lafatra fa io aloha no misy eto , fa tsy ity minisitera gasy kolontsaina tsy amokatra ity efa aman-taonany izao