sakabeElaisany eto @ tanana no mifampi bloky koa olona mipirina any an-dafy any no lazain'lah fa mibloky an'ialahy isany. Tanako ny ahy ny teniko.Bandy tsara saina io didier mada bd io ary nahalala an'izany ny bandy teto talouha fa ny ory havamnaana moa bdb t@ izany hono de tonga ny fialonana sy ny fanaratsiana an'io bandy io na aiza na aiza.Ialahy isany no zatra maanaratsy olona any @ zongo any kanefa tsy nahavoa an'i lery mihitsy fa voa maika aza lery tafa be. Raha nibloky bandy lery de efa ela no nataony izany, fa ny nataon'i lery de nanosika taty ambadika taty, za tena mino an'izany na hino ialahy isany na tsy hino. Sa tian'ialahy isany nialona azy taloha ireo hoe sao de reto g‚n‚ration @ izao fotoana no atosik'i lery de matahotra tenisany, sao verin'ireto g‚n‚ration taiky be reo.Io rangahy sc‚nariste n'i lery io de olona tena taiky bd ny relation an'io jereo any ny momba azy fa aza rebireben'lisany @ zavatra hafa ny mpi forum. Fa misy matahotra sao hamorona edition taiky b eto lery de mety ho faty daholo ny prozatra ataon'ny tenisany miaraka @ io editera ao la reunion io. Ary io editera ao la reunion io no hangovitra voalohany hoohhohoho hohohhohohoTohizo le fanaratsiana fsy fanambaniana fanaon'ny tenisany fa vao maika lery ho lasalasa foana , tohizo routksssssTohanako le bio kelin'ilay mpirevy bd momba an'i Narimalala. Olona comp‚tent io bandy io fa io moa zany de mitovy an'ilay toe-tsaina ny bandy eto @ tana eto e, fialonana sy ory havamanana de atao indray ity ze hanaratsina an'ilay Narimalala. Miampy @ l toe-tsaina raciste lozan-tany. Misy marary fo mitsy mantsy zalahy reo hoe Rafally ze lazain-dry zalahy mainty io no ho tafa miaraka an'i Narimalala avy any anindra-tany, mila ho tapaka lalan-dra @ fialonana daholo ry lerony, de io fa nisy nanipy hoe soloina an'i hery shinato hono @ Tome 2.Ndana mitady prozatra hafa raha te hanao fa tsy ny an'y olona mande tsara no tadiavan'ireo bandy raciste sy be fialonana ireto korontanina.