image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Tsy andrehitra adim-poko sanatria fa mitodika @tsika samy malagasy maneran-tany na avy afovoany na avy amorontsiraka.Fijery tsapako ho tena isany mbola mampitarazoka antsika malagasy izy io na ny andaniny na ny ankilany de samy ahatsapana izany indrindra moa hoe cÇďtier sy merina ary ts mety azoko hatramin'zao ny anton'ny mbola mampirafy ireo fiaviana roa ireo. Aleo ny expǸriences nianako ary mbola hiainako no tantaraiko eto de anjaranareo manao tǸmoignages manaraka. Ra soavaly za tsy azo lazaina pur sang Đ??? satria sady misy merina no misy origine allemande no misy sihanaka ary ts haiko ra mbola misy hafa ankoatra ireo ny vadiko kosa de avy ao Antsirabe ny rainy ary Tsimihety avy ao avaratra afovoan'ny nosy ny reniny fa ts ny mikasika anay roa no lohahevitra tiako ihaviana fa merina sy cÇďtier ny 1/3 ny fiainako de aty@faritra avaratra no nandaniako azy@zao betsaka ny zavatra hita t@zany toy ny sipa tena tia anao sady tinao fa ts nahasahy niroso lalina satria FADY MERINA hono ny razany otran'we fady kisoa nefa olombelona no resaka eto de rava ny fiarahana,ao koa tanana sy toerana maro lazaina fa fady HOVA izay midika we merina @izy ireo nefa mbola ts naheno aho ra tao Imerina no resahana hoe toerana fady Sakalava na Antandroy na Tsimihety na Antakarana sns, izao anefa ny ankamaroan'ny namako akaiky de tompon-tany pur souche avokoa mifampihinana ny manta sy ny masaka ary na samy@fombany aza de mifanaja na de nisy aza t@ fiandohany we samy nifampihafahafa fa rehefa tena nifankahay adino ny resaka we merina sy cÇďtier


Manahna, alahelo tamin'ny fahiny. 'Lay tantara mampizarazara!