Iza no tsy nahatanty ny filazana ny marina teto e ??? Io vision-bd nilaza fa tsy mivelatra ara-tsaina ny mpamaky benandro sy bd nationalista gasy, sa izahay manohana ny tena bd gasy.Dia iza no nanopa teto fa tsy ny ekipan' io vision-bd io izay mitondra ny pseudo koul‚ra izay tsy sasa-tsy ny nanopa teto isaky izay milaza ny fanohana ny bd miresaka ny malagasy. sujet miresaka ambanivohitra, tantaram-pirenena , dahalo sns...Dia nisy nilaza ny anaran'ireo pseudo nanoppa teto, dia tsy iza fa ireo mpanao karikany ireo toa an'i paovy mpnaao karikany ao maorisy io zay tohan'ny i vison bd mafy miaraka @ dry koul‚ra.Ary nofafan'ilay moderatera ny sujet satria ireo anaran'olona voatonona dia ao anatin'ny reseau zournalista ak******* dia ilay zournalista mpikirakira ny kolontsaina ao @ express andry patrika sady karkaturista, izay akaman'i zournalista anjara rasoanaivo nahazo prozatra t@ mpitondra vongany @ izao fotoana.Io anjara io dia bavavin'ilay mpanao karikany paovy ao maorisy ao, izay mpikambana @ fivavahana mormon sekta avy any amerika any.Izahay manohana ny mpanao bd gasy mikatsaka ny maha malagasy fa raha vao manohatra ampahendrena izany dia opain-dry zalahy, ary ambaniany. Izay ny fehiny ny zava-misy teo.Ilay koul‚ra niseoseo teto milaza oe teneno ny anarany hono, kanjo tsy nampoiziny fa tena tratra ny tena anarany, de iny nofafan'le moderatera iny t@ farany, nomen-dry zalah baiko ilay moderatera akaman-dry zalahy hamafa ilay sujet.Ity soratoko ity koa zao mety tonga de ho voafafa koa an, tsy mahatanty libert‚ d'expressio mantsy ny zournalista gasy e.Zany no tsy mampandroso ny eto @ tanana eto, sady zournalista mpanao manipulation ry zalahy no makalaza ny tenany ao daholo ry zalahy.D avy eo vao hitan-dry zalahy fa betsaka ny manohana an'l oe bd gasy miresaka ny kolontsaina gasy d lazainy fa miovaova pseudo hono, nefa ry zalahy no tena mpanao an'io.